hiteraka aho

1. xxx ( 17/12/2006 13:17)
Tonga ny telopolo taona ary mbola tsy nanambady aho hatrizao noho ny antony maro,ary dia tsapako fa ilaina amzay ny miteraka na tsy hanan-dray aza ny zanako satria tsy manambady aho. Misy efa nandalo tamzany ve nareo?
2. booboo ( 17/12/2006 13:43)
Lé manao zaza ao ambadiky ny lamosin'ny lhl fotsiny no aza atao raha ohatra ka... Ankoatra zay tsy hitako loatra zay hanampiana anao :-*
3. ikaretsaka ( 17/12/2006 13:50)
miteraha fa fidiio tsara ihany aloha ilay atao dadany sao sanatria...
"zanaka jomaka zanak'alika" ho'zy Bekoto mahaleo izay
4. fitia2006 ( 17/12/2006 14:37)
tandremo sao hanimba tokantranon'oul amizany àry ka hanody fa hanorin-javatra eo @ fahorian'ny sasany ary fantaro ko oe inn lazaina an'le zaza refa lehibe izy
5. rakizit ( 17/12/2006 15:17)
fa aiza enao, ra ao France de mitera fa sao taraiky eo, ao mantsy efa tsy mivaky lou amzany ny ol na manambady na tsi, za ko zao mety ho any hiteraka fa tsy mety mahita vady a, nefa te hiteraka:wink:
6. diamondra27 ( 17/12/2006 15:20)
xxx:

Tonga ny telopolo taona ary mbola tsy nanambady aho hatrizao noho ny antony maro,ary dia tsapako fa ilaina amzay ny miteraka na tsy hanan-dray aza ny zanako satria tsy manambady aho. Misy efa nandalo tamzany ve nareo?


kiiii, fa maninona anao ny 30 ans?
za kosa aloha dia tsy d'ac @izany fa fitiavatena be zany e!!? De tsy mba mitsinjo le zaza akory ve njy?
inona ary zany hevitra zany?
Diniho ihany aloha. Za ary zao mbola mieritreritra ny hiteraka na de efa hiditra ny la quarantaine aza.

Mahandrasa fa aza ny fiaraha-monina no jerena.Ny ho avinao no banjino fa tsy ny hafa. Ny atao hoe fianakaviana dia ray reny ary zanaka. Rehefa misy ny fety na fivoriampianakaviana de honoré ianao @ fianakams fa raha singany ianao sy ny zaza de hafa ny fijerin'olona anao, tondro molotra etc... mahina ni mpiara-monina fa sao de haka ny vadiny eo ianao.
Honneur ho an'ny zanakao any aoriana ny fisian'ny rainy rehefa mianatra izy.
Ny fitaizana zaza raha azo atao de ilaina ihany ny manana dada sy mama fa ny zaza tsy manandray de mi-souffre na de omeo ny materiels rehetra aza izy.
Refa tsy misy sy tsy ampy io fitiavana io de mi deprime le zaza de mety hamono tena etc... Tantara lavabe izany.

Koa ny mba teniko: raha azo atao dia aleo misy rainy ny zaza

ny zaza dia mila présence masculine sy féminine haha-stable azy.

Jereo ny ditran'ny ankizy ankehitriny fa tsy maharaka intsony ny RAD

zay fa de asakasakao e!



7. diamondra27 ( 17/12/2006 15:26)

Mahandrasa fa aza ny fiaraha-monina no jerena.

ny tiako lazaina @io dia hoe: hitanao fa efa manambady daholo ny namanao, mpiara-mianatra , cousin cousine nefa ianao irery sisa no tara départ de mba te-hiteraka @zay.

Misy fiantraikany io any aoriana any raha tsy mitandrina ianao. Satri tena hafa mihitsy ny motivation-nao @ le te-hananjanaka.

Fa raha ny lhl aloha de be de be ny mila hena refa mangataka ianao e!
8. xxx ( 17/12/2006 15:53)
Halahelo ilay zaza na dia tsy hilaza aminao aza izy. Hiezaka ny hitady ny rainy izy na any anatiny any aza izany.
Raha vao mameno dossier izy dia halahelo foana rehefa eo amin'ilay hoe: ray niteraka, asan'ny ray...
9. soanja ( 17/12/2006 15:54)
Mila Dada sy Neny isanandro ny zaza iray raha toa ka te hikatsaka zavatra tonga lafatra ianao na tsara indrindra .
Amiko manokana raha tsy feno ireo fepetra ireo hoe eo i dada ary i Neny manome izany fitiavana feno izany dia sarotra amiko ny hiteraka tsy manambady.
Nefa asa moa fa miankina amin'ny tsiariaray le izy. SAFIDY.
Tsy ny fiarahamonina akory no jereko raha izany fa ny fanabeazana feno takian'ilay ho zanako.
Tsy mety amin;ny saiko ny mieritreritra hoe ilay zaza hanontany hoe aiza i dada dia hiteny hoe iny dadan'ny ann iny no dadanao na hoe i ann no dadanao nefa ilay rangahy tsy eo akory. Raha tsy hoe efa nivady dia nisarAka dia azo azavaina aminy tsara indray ny antony nisarahana rehefa lehibe vory saina izy ka mahalala ny atao hoe fiainana.
Mahereza hatrany. Mino aho fa misy anjaranao any ho any ho vadinao. Aza kivy. Ary ny fiterahana resaka taona izany dia tsy tokony ho olana akory fa efa mivoatra izoa ny techoNOlojiantsika olombelona ka na 40 na diampolo aza dia mbola mety hanan-janaka ihany.
10. Fiffi ( 17/12/2006 17:18)
xxx:
Tonga ny telopolo taona ary mbola tsy nanambady aho hatrizao noho ny antony maro,ary dia tsapako fa ilaina amzay ny miteraka na tsy hanan-dray aza ny zanako satria tsy manambady aho.
-Tadidio tsara fa na de 30 taona , na 40 taona de mbola afaka tsara ny hanan-janaka enao.....

-Inona nefa no tsy vitan'Andriamanitra raha zay no fanirianao ? Jereo fotsiny i Sarà , firy taona izy mbola nahazo hanaka ?

-Tsy kilalao ny fiainana ry xxx aah ! ka andeha hatao hoe te-hiteraka @ zay zah na de tsy hanan-dray aza ny zanako.....Toa fitiavan-tena fotsiny zany amiko satria tsy misy na de kely aza fisainana an'le zaza any aoriana any......

-Asa na mba azonao an-tsaina ny zavatra manjoa an'ireny zaza tsy manan-dray ireny ! Ianao ve aloha nanan-dray ? de hataovy ny comparaison t@ hafalianao niantso hoe Dada ......(ny tsy manana aza efa tsy fidiny)

Solution: Mitadiava aloha enao vady , ho hitanao eo ny fahasambaranao , ny vadinao , indrindra fa le zaza tsy manan-tsiny.....afaka tsara miantso hoe Dada aahhh ....tiako enao !




11. chipie1 ( 17/12/2006 17:31)
fiffi > an3 tsy voatery hoe rehefa mpivady lé oul vao afaka hiantso oe dada lé zaza , tiako ianao!!:lol:
xxx > eritrereto tsara aloha fa aza maika , mbola tsy tara zany e !
12. xxx ( 17/12/2006 17:59)
Raha amiko aloha tsy mampaninona ahy ny miteraka fotsiny na d tsy hahita vady aza!! jereo fotsiny ny hamaroan'ny olona mijaly am-panambadiana @ izao fotoana. Misy ny maty noho ny fijaliana ao an-tokantrano. Eritrereto tsara fotsiny!!
13. tezitra ( 17/12/2006 18:12)
voila ma petite puce:
30 ans c encore vierge ça, tsy misy mahamaika
fa raha ilainao ny hevitro dia inty:
1)olona telo(tsy voakasik'io ny havana, ary samy manan ny droit sy obligation ireo
a)ianao manana droit hanajanaka: Tandremo nefa 45 ans dia lany ny credit
b)ny rainy:manana zo ho informer-na ,sy tsy azonao angalarina koa ny gametes-ny,

c)ny zaza manan-jo hanana fiainana tsara:hamelomanao azy, ary koa tsy ho olona efa 60 ans no andeha hitaiza azy

Fehiny tsy ary ho azo 100% ny condition rehetra, raha voahaja ny minimum vital @ ireo droit-nizy telo ireo dia , vas-y fonce, vis à fonds
sinon diamondra27 tu m'interesse!
14. vale ( 17/12/2006 18:28)
fitia2006:

tandremo sao hanimba tokantranon'oul amizany àry ka hanody fa hanorin-javatra eo @ fahorian'ny sasany ary fantaro ko oe inn lazaina an'le zaza refa lehibe izy
:roll:angaha kosa moa izy niteny hoe hiteraka @ vadin'olona?
xxx: be ny vehivavy hitako manao toa izany, rehefa vitanao ny fanabeazana ilay zaza tsy eo anilan-drainy, tsy hitako ny olana, (izany hoe mila mahavita ianao izany hoe sady lahy no vavy), ny olana manko dia ny ankizy mila ray sy reny foana matetika e, anefa koa aho mahita ankizy tsy notaizan'ny ray sy reniny fa tsara taiza tsara, anao ny safidy! mahereza!!(l):-*


15. Fiffi ( 17/12/2006 19:23)
chipie1: marina zany akia an ! saingy tena mbola hafa kosa aloha ny hoe mpivady manan-janaka ka hiantso hoe Dada ...:)
16. diamondra27 ( 17/12/2006 21:30)
tezitra:

voila ma petite puce:
30 ans c encore vierge ça, tsy misy mahamaika
fa raha ilainao ny hevitro dia inty:
1)olona telo(tsy voakasik'io ny havana, ary samy manan ny droit sy obligation ireo
a)ianao manana droit hanajanaka: Tandremo nefa 45 ans dia lany ny credit
b)ny rainy:manana zo ho informer-na ,sy tsy azonao angalarina koa ny gametes-ny,

c)ny zaza manan-jo hanana fiainana tsara:hamelomanao azy, ary koa tsy ho olona efa 60 ans no andeha hitaiza azy

Fehiny tsy ary ho azo 100% ny condition rehetra, raha voahaja ny minimum vital @ ireo droit-nizy telo ireo dia , vas-y fonce, vis à fonds
sinon diamondra27 tu m'interesse!




inona ary 'ty ry tezitra?
Tsy za nge no nanao io kestion io e!
Tsy za le mitady hanan-janaka tsy manan-dray sao de diso adresy ialahy.:-P:-P
Fa za aloha mbola hiteraka raha mbola tsy ampy 45 ans raha sitrapon'Atra.(l)
Aleo aloha hiresaka tsara @papa fa mbola mitaiza za zao :wink:
17. ikaretsaka ( 18/12/2006 01:26)
sa bebe eprouvette no tiani XXX?
18. xxx ( 18/12/2006 12:43)
xxx: hiandry ny rainy tsy ho hita eo ve? ianao koa mba mila mamela taranaka, asa anefa?:roll:
19. Fiffi ( 18/12/2006 13:33)
diamondra27:
Tsy za le mitady hanan-janaka tsy manan-dray sao de diso adresy ialahy.:-P:-P
i tezitra ange ka vavy eh ! :{:{


20. diamondra27 ( 18/12/2006 16:05)
Fiffi:

diamondra27:
Tsy za le mitady hanan-janaka tsy manan-dray sao de diso adresy ialahy.:-P:-P
i tezitra ange ka vavy eh ! :{:{





misaotra nampahafantatra akia a!

:-*:-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3329