hiteraka aho
22. Amazone
(
18/12/2006 22:43)
Ra za manokana aloha tsy d'acord @ le fanampahan-kevitra hoe hiteraka fotsiny @izao fa tsy nahita vady. Misy endrika fitiavan-tena iany izany. Amiko ilay zaza no tokony hojerena. Miteraka ianao dé faly fa ilay zaza ve efa noheritreretinao hoe tsy hanan-dray? Hafa ihany anie le manana Dada e! Na dé nisaraka aza ny ray aman-dreny! Heritrereto tsara fa sao handatsan'ilay zaza anao any aoriana. Dé courage foana e!8)
25. ravakanyaina
(
19/12/2006 06:33)
adi-hevitra re zao!!
fa xxx angaha niteny hoe tsy misy ray ilay zaza??? matoa nateraka ilay zaza dia olondroa no nanamboatra azy, misy zany le ray niteraka, tsy voatery hoe miara-mipatraka akory ilay olondroa vao misy ny ray,afaka mifandray tsara ny ray sy ny zanaka na dia tsy iray trano aza, ary bdb ny toy izany,maro be ny manandray ao antrano nefa tsy tonga lafatra akory ny fiainana, maro be koa ny tsy manandray ao antrano nefa mety foana ny fiainana, fehiny, tsy voatery legitime ny mpivady vao tonga lafatra fa mety foana io rehefa mifanaran-tsaina ilay couple

26. diamondra27
(
19/12/2006 17:59)
totofy:
i tezitra ange ka vavy eh !
misaotra nampahafantatra akia a!
diam's > totofy lhl :wink:
mba iza ary ity totofy ity?
misaotra nampahafantatra:-P:-P
28. xxx
(
20/12/2006 01:19)
ô ry zareo ah, raha vô mihoatra ny 30 ans hono miteraka voalohany dé efa miha-mikatona ny col????
29. tywa68
(
20/12/2006 09:06)
ka raha te-hiteraka anie izy dia vitany foana ny hitaiza sy hi-assume an'izany safidy zany ê ! mety hahita olona hitia azy mianaka koa nefa izy rehefa miadana aran-tsaina nahazo ny zaza niriany !
Amiko aloha tsy olana zany na dia ny idealy @ manodidina aza hoe misy ray sy reny mazava !
Fa tsara eritreretina kosa aloha hoe mila fanohanana be iny mbola kely anaka iny, ary mila vola sns ... sa tsy miasa i xxx dia afaka mijanona an-trano mitaiza ?

30. vale
(
20/12/2006 12:50)
za mahafantatra vhv izay , dia nilaozan'ny rainy le zanany, dia miara-mipetraka @ R & Reniny ilay vhv sy ilay zaza dia tsy hitako ory na malahelo izany lay zaza, rehefa mitsidika azy iny aza le rainy de tsy rarahiany noho ny raibeny sy ny renibeny, ry zareo koa moa mikarakara be azy!!, dia ohatr'izay koa an, raha mba mahita olona tia anazy sy le zaza ve izy? ny ankizy anie toy ny alikakely hoy ny fitenenana izay an, izay mahatambitamby azy ihany, na dia hoe mba te hafantatra zay rainy izy any aoriana fa raha mbola tsy niara-nipetraka na niara-niahaina t@ ilay rainy izy, tsy dia sarotra ny fisarahana, hafa be ny hoe efa niara-nitoetra sns, de jereo koa ange reny zaza antsangana ireny e, ny ray sy reny niteraka anazy tsy dia tiany noho le mpitaiza azy hatry ny kely..
31. diamondra27
(
20/12/2006 18:14)
totofy:
mba iza ary ity totofy ity?
Diam's > T:-DT:wink:F(l)
:-D:-D:-D
mbola tsy niova foana ve?
ary manara-maso akaiky mihitsy ialahy an!:-P
hiteraka ngah T;-)T;-)F:}
32. totofy
(
20/12/2006 18:26)
mbola tsy niova foana ve?
ary manara-maso akaiky mihitsy ialahy an!
fa hiova ahoana mou :?:
voalazanao rahavako :wink:
zay ny faniriana !(l)
33. Amazone
(
20/12/2006 19:02)
vale:
za mahafantatra vhv izay , dia nilaozan'ny rainy le zanany, dia miara-mipetraka @ R & Reniny ilay vhv sy ilay zaza dia tsy hitako ory na malahelo izany lay zaza, rehefa mitsidika azy iny aza le rainy de tsy rarahiany noho ny raibeny sy ny renibeny, ry zareo koa moa mikarakara be azy!!, dia ohatr'izay koa an, raha mba mahita olona tia anazy sy le zaza ve izy? ny ankizy anie toy ny alikakely hoy ny fitenenana izay an, izay mahatambitamby azy ihany, na dia hoe mba te hafantatra zay rainy izy any aoriana fa raha mbola tsy niara-nipetraka na niara-niahaina t@ ilay rainy izy, tsy dia sarotra ny fisarahana, hafa be ny hoe efa niara-nitoetra sns, de jereo koa ange reny zaza antsangana ireny e, ny ray sy reny niteraka anazy tsy dia tiany noho le mpitaiza azy hatry ny kely..
Ka ny zaza anie ry reto tsy ilay mbola kely iny no tena mitady ny rainy e! Rehefa tena conscient tsara izy no mitady azy. Ary hafa ihany no mahafantatra hoe iny ny raiko na nysaraka aza ny ray aman-dreny satria ilaina @ "équilibre psychologique" ho an'ny olona iray izany.
Na tsy hohatakalony ireo nitaiza azy aza ny rainy, ilainy foana iny (cas-ko manko izany ka tiako ny mampitandrina!!!!!!!);-);-);-)
34. vale
(
21/12/2006 10:09)
Amazone: oui, mais...;:°)tiany ho fantatra fotsiny! de rehefa misy ilaivany azy koa dia tediaviny ,fa tsy voatery hoe malahelo be le zaza na raha tsy miara-mipetraka @ aza, fa satria izy (lay zaza) efa manana ny olona niankinan'ny fony..
35. tywa68
(
27/12/2006 09:36)
Raha resaka fahasalamàna aloha dia tsara fantatra ihany hoe iza ihany, sao dia misy ilàn'ilay zaza !
Fa ny akoatran'izay dia ny ray nitaiza no tena mamy sy tiana lavitra !

36. bilakarenjy
(
03/01/2007 09:40)
tsy dia hitako loatra izay olona aloha raha tena tapa-kevitra tokoa sy efa nivonona t@ izany i xxx .
Sady misy lafy ratsiny io no misy lafy tsarany .
Nisy olona fantatro izay ,efa nisara-panambadiana ny ray aman-dreniny ,fa tsy te-hierika ny dadany mihitsy ireo zanany telo lahy efa manambady fa nampijaly loatra ny reniny .
Vita matavy ilay dadany rehefa mba misy fivoriana na fiarahana ary tena tsy asian'ireto zanany sira mihitsy .Nahazo takaitra mihitsy mantsy ilay reniny vokatry ny fampijaliana sy vono nataon'ilay dadany ,dia ny reniny no nahalehibe ireo zanany hatrany @ fananan'izy telo lahy tokatrano .
Tsy midika mihitsy io hoe :rehefa eo ny ray dia ho hendry ny zaza fa miankina @ fitaizana azy ihany .
Hitan'ny masoko ny fiainan'ny olona tantaraiko anareo io .