za zany malahelo an'i Ja

1. xxx ( 19/12/2006 20:02)
Ohatra ny manembona an'i ja izany aho ry reto ah, dia tsy hita tato amin'ny dinika intsony izy. Dia noesoriny daholo koa ny sariny. Fa naninona ary.
:cry:
novalian'i xxx ny 10/01/2007 23:15
2. xxx ( 19/12/2006 20:03)
tsy mety nga ra atao za le ja :P
3. MTN ( 19/12/2006 20:07)
hihihi
ka ianao aza tsy fantatra akory ko, no tsy misy sary
4. xxx ( 19/12/2006 20:12)
fantatro io xxx malahelo an'i Ja io .:)
5. MTN ( 19/12/2006 20:43)
iza?
6. Fiffi ( 19/12/2006 21:05)
7. modifanina3 ( 20/12/2006 06:24)
za kou malahelo an'i fi!!!!!!!!!!!
8. xxx ( 20/12/2006 06:25)
Tsy maninona na fantatrao aza aho fa i Ja mihitsy ny ahy no tadiaviko. Tsy misy an'le hatsikana vinaninany kely reny tsony ve rangaha.:evil:
9. modifanina3 ( 20/12/2006 06:32)
manana marobe @ reny ny aty ratoa ka mitady rangahy .
ohatra we eto da sitaniƓ
fanga mou za io fantatrao ka!
iza ary aho?:-D
10. Fiffi ( 20/12/2006 07:23)
xxx: zany an ?
11. xxx ( 20/12/2006 07:49)
modifanina3:
fanga mou za io fantatrao ka!
iza ary aho?:-D
de hoe namana vao2 hono i modimiafina3 ......nareo miovaova ps foana .......


12. Fiffi ( 20/12/2006 17:28)
ary toa mijery ny momba azy zah nefa toa tsy misy ao ? :roll:
13. xxx ( 20/12/2006 18:04)
modifanina3> ianao aza lehilahy be

Fiffi> sarotra tadiavina be ilay hoe Ja. Rehefa mitady ny mombamomba azy dia ataovy vavy, dia ery ambanimbany amin'ny pejy voalohany ery no misy azy.
14. Bakobako2 ( 20/12/2006 18:40)
de malahelo njy ry xxx zao de maninn ? mitomany sa lasam borona ?
manaova recherche google e! tandremo fotsiny diso ny fanoratana an le Ja :-D :-D
15. Fiffi ( 20/12/2006 18:40)
16. Fiffi ( 20/12/2006 18:43)
zay fa hitako fa t@ le 14/12 izy nandalo tato farany !
17. bmw307 ( 05/01/2007 21:48)
za anefa mahafantratra an'io modifanina io e! fa izy kalony tsy vavy fa lahy e!
18. Fiffi ( 06/01/2007 21:47)
:roll:
19. modifanina3 ( 10/01/2007 22:46)
iza ary alony aho e! tsimbola misy mahafantatra ve?
20. xxx ( 10/01/2007 23:15)
afapo re fa mba lazao eh, farafaharatsiny mba indice kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2955