Momban\'ny karazana aretina sy fanafody tsotra nefa.......

21. booboo ( 15/01/2007 18:18)
Ny figue (tô tsisy anarany @ teny malagasy io ô ?) kounkou, lé nofony iny, ampiasaina @ inflammations de la peau.
22. simplex ( 15/01/2007 19:03)
booboo:
Anamamy totototoina ody hodipotsy. Ahosotra @ ilay faritra misy hodipotsy ilay izy voatoto somary misy ranondranony iny.
loquide no ataon'zala fa mety tsara. aositra @ le hodipotsy iny. Mandro isan'andro, fa tena efficace be, in-2 na in-3 d efa tsy tazana firy intsony...


booboo:
Ny figue (tô tsisy anarany @ teny malagasy io ô ?)

figo no dikany :°)
23. melody ( 15/01/2007 19:42)
aviavy re ry simplex no dikan'io a,:lol:
24. booboo ( 17/01/2007 17:24)
zany ve ? tôko raha hafa mihitsy ny aviavy kouuh..na ny pôzin'ilay voankazo aza hitako tsy mitovy zany hihihihi
25. melody ( 17/01/2007 21:49)
aviavy ve akia ry booboo tsy ireny malamalama ny hodiny d mandigindy izany ny ao anatiny sady misy vôny madinika azo ho hanina ao anatiny? Henoko ihany koa fa hoe ny tananan'ny mpanjaka no misy an'io!
26. niryna ( 21/01/2007 22:22)
melody:

aviavy ve akia ry booboo tsy ireny malamalama ny hodiny d mandigindy izany ny ao anatiny sady misy vôny madinika azo ho hanina ao anatiny? Henoko ihany koa fa hoe ny tananan'ny mpanjaka no misy an'io!

figue na fig zavatra boribory misy voany ao anatiny,toa tsy manana an'io isika,ny aviavy dia mangidy ary tsara ve ilay izy rehefa avy misotro rano satria mangananganana ilay izy.Marina io fa ny toeran'ny andriana ihany no misy azy,toerana avo no fahalalako azy,toerana ambony matetika no misy ny mpanjaka mora hitazamany ny fahavalony.Na maka zanany na voany aza ny olon-kafa dia tsy maniry ilay izy:roll:

27. booboo ( 22/01/2007 13:50)
Zà klou tsy tia aviavy e hihihihihi na harahina rano 100 litatra aza avy teo.
ié, ny toerana nisy mpanjaka na andriana taloha no feno aviavy.


Ody kohaka : navets ampangotrahina vetivety anaty rano.
28. niryna ( 25/01/2007 06:20)
booboo:

Zà klou tsy tia aviavy e hihihihihi na harahina rano 100 litatra aza avy teo.
ié, ny toerana nisy mpanjaka na andriana taloha no feno aviavy.


Ody kohaka : navets ampangotrahina vetivety anaty rano.

Misaotra an'i booboo.:D
Ny zazakely dia vakivaky ny ririnina ny tavany kely iny.Mety azo ampiasaina ny rehetra koa anefa ity.Hosory vaseline ny tavany fa mijanona ny vakivakin'ny fanala.Ny tena hainga indrindra dia ny vitamina E.Ary io ihany koa fanafody atao amin'ny maratra fa tonga dia mikombona ilay fery.Menaka coco koa hosorana ireny faritra misy tirasy ireny dia afaka moramora.
29. T.fb ( 28/11/2016 11:48)
tena efficas ve maitre le ravina ravitoto sy fingotra evohina!ny zandriku ten ataon sinusite mahita mihts.
30. mamiel ( 07/08/2017 05:24)
Ravina voninkazo Madagasikara hamainina ny raviny maaromaro vitsivitsy , tanehana atao rano fisotro, manaqsitrana sempotra.
31. mamiel ( 07/08/2017 05:26)
Ravina voninkazo Madagasikara hamainina ny raviny maaromaro vitsivitsy , tanehana atao rano fisotro, manaqsitrana sempotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2387