Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
26/12/2006 19:50)
Hommage à Ronaldo09 et Cie
Lasa hono i Ronaldo09 fa tsy hiresaka ato ntsony raha tsy hanakiana. Isaorana izy ka iangaviana izay nahatsiaro fa nanentana nanampy tamin'ny fiadiana hevitra i Ronaldo09 sy ny tarinay hamoaka ny fihe...
tohiny
novalian'i kitjo ny 06/01/2007 19:18
Angie
(
26/12/2006 19:24)
Sendra mba fantatrao!
Avy @ i Aino
Mitady any Mr Razafimanatsoa Benjamin professeur du Tea Kwon-Do d'Université Paris Dauphine.
Dia mangavy anareo izay mahafatatra azy mba hilaza aminy hoe mitady azy i Miriam Montserr...
tohiny
novalian'i dailynews ny 28/12/2006 21:41
ratonga
(
26/12/2006 17:40)
aysika jiaby (njakatiana)
[img]http://www.youtube.com/p.swf?video_id=uJRzyFeZH2g&eurl=http%3A//fr.f278.mail.yahoo.com/ym/ShowLetter%3FMsgId%3D7546_10333736_85263_1790_543_0_836_1437_4236099198%26Idx%3D0%26YY%3D4021&iurl=http%3...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/12/2006 19:30
falimampionona
(
26/12/2006 17:02)
izay mandao
mitady ny hiran ' i Patty @tarika Ainga...
tohiny
novalian'i pissoa ny 26/12/2006 17:31
Bocassa
(
26/12/2006 16:46)
Mahagaga: Ankizy 7 taona nahazo bac!
Mahagaga tokoa fa ankizilahy iray 7 taona no nahazo "bac à ordures" notoloran'ny fokontany azy mba hanariana ireo fako eo an-tokonam-baravaran'ny tranony. Tsy izy ihany no nahazo fa maro izy ireo. Na...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 06:44
Bocassa
(
26/12/2006 16:37)
Vaovao farany: TRATRA I PETY!
Akory aby!Ity misy vaovao mahaliana antsika jiaby. Mbola karohina fatratra ingahy Pety RAKOTONIAINA amin'izao fotoana izao. Ny fantatra dia ny hoe TRATRAN'NY GRIPA izy amin'izao ora hanoratanay izao. ...
tohiny
novalian'i belaza ny 12/01/2007 13:14
bazylou
(
26/12/2006 16:20)
hitanareo izany!!
tsy mba resaka hoe inona fa rehefa tsy nifidy ahy izany dia esoriko daholony pionko!! izany ve dia fitiavan tanidrazana raha tsy fitiava-tena tsotra izao!!
izany ve no ilaina ampandroso ity madagasik...
tohiny
novalian'i BloodTitan ny 29/12/2006 09:48
DONGAKA
(
26/12/2006 15:51)
Nahoana kay isika gasy no matim-boninahitra e?
Rehefa tena mbà nandinika aho dia ny ankabezantsika gasy dia matim-boninahitra avokoa!
Raha misy fifaliana na fahoriana ohatra ka manome tso-drano dia misy ny an'ny sasany asiana hoe :avy any @...
tohiny
novalian'i Kwasi ny 15/03/2007 23:45
zozefa
(
26/12/2006 14:26)
Aza manome ahy alahelo na harena
"Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy; Fandrao, raha voky aho, dia handa Ka hanao hoe: Iza moa Jehovah? Ary andrao, raha tonga malahelo aho, dia hangalatr...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 02/01/2007 08:52
kitjo
(
26/12/2006 14:20)
maty Radama Antoine
zay mba vaovao avy aty Dago
mampalahelo
...
tohiny
novalian'i kitjo ny 07/01/2007 17:04
xxx
(
26/12/2006 11:41)
La Gazette : Tsary mahazo koa iaho ka asa raha misy afaka
Tsary mahazo koa iaho ka asa raha misy afaka mizara ;-)...
tohiny
fiderana
(
26/12/2006 09:15)
please release-me
Miarahaba anareo tratry ny fety ny noely sy ny faran'ny taona ary taona vaovao 2007 sahady ô!,mba mitady ny tonon-kira ny Elvis ilay hoe: "Please release-me", dia mba hilazao hoe efa mba nisy nanao i...
tohiny
novalian'i fiderana ny 26/12/2006 09:44
prime
(
26/12/2006 08:37)
Andriamanitra Tia anao
Miala tsiny re tompoko raha teny frantsay no sady lavalava kely fa dia noraisiko araka izay mba nanomezana ahy izao fanambaràna izao ka dia ampitaiko araka izany...
Dia manasa anao mba hamaky ity ...
tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 11:11
rtjmalala
(
26/12/2006 06:49)
frais Tana-Bira
Ahoana ity frais Tana-Bira ity no tsy voafehin'ny fitondrana mihintsy fa manao izay tiany atao ry zalahy mpanera sy ny chauffeur sa dia victime foana ny mpandeha , satria fantatry ry zalahy fa tsy mai...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/01/2007 06:01
naritsimba
(
26/12/2006 06:04)
FIRARIAN-TSOA KRISMASY 2006
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra tratry ny Krismasy 2006, enga anie ka noelim-pifaliana sy krisimasim-piadanana ho antsika no nentin'iny noely 2006 iny. Dia mirary soa antsika rehetra hahatra...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/12/2006 23:45
ikaretsaka
(
26/12/2006 05:48)
Miatsara velatsihy tokoa ve?
http://www.dailymotion.com/video/xo93q_lazao-ny-marina
inona ary no nahatonga izany? fisainana avy aiza io tsy mivantana io?...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/01/2007 16:57
niryna
(
26/12/2006 04:29)
Mila fanampiana mikasika ny web.hiram-pivavahana
Ny website izay misy hiram-pivavahana betsaka tao akoatry ny radiovazo.Amin'ny teny gasy ,frantsay,anglisy ilay fandaharana.Tsy tadidiko ilay izy fa misy hoe tongasoa eto amin'ny ravin'ala angamba izy...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 06/01/2007 21:17
kintana9
(
25/12/2006 23:49)
efa fantatrao angamba bessa lola
bessa sy lola
efa fantatrao angamba,...
tohiny
novalian'i fiderana ny 26/12/2006 09:09
soanja
(
25/12/2006 22:39)
Volomborona
Sambany aho vao mba afapo tamin'ny sarimihetsika gasy iray. Tsy resaka production fa ny hatsaran'ilay tantara ao anatiny. Way to go! ...
tohiny
novalian'i jefra ny 20/02/2007 17:02
fanaina
(
25/12/2006 19:12)
izaho ve sa ny fisainanko??
mba lasa saina izany aho hoe, izaho ve no efa tena ratsy mihintsy sa ny saiko no mieritreritra zavatra diso sa¿...? matetika dia lasa ny saina hoe mba ratsy tarehy koa aho ity!!:-o:?...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/12/2006 01:58
