hitanareo izany!!

1. bazylou ( 26/12/2006 16:20)
tsy mba resaka hoe inona fa rehefa tsy nifidy ahy izany dia esoriko daholony pionko!! izany ve dia fitiavan tanidrazana raha tsy fitiava-tena tsotra izao!!
izany ve no ilaina ampandroso ity madagasikara feno trosa sy feno fahantrana isan'andro ity?? izanyve tsy hitarika guerre tribale!!
2. Hubert ( 27/12/2006 12:42)
ô! bazylou â! inn indray ity lazainao?
zao ary e! ohariko @ lalao baolina kitra izany ilay izz an! raha hilalao baolina anie, de tsy maintsy efa voafantina daholo ny joueurs hiara-hilalao e!
Koa raha misy ny mandringa ny mpilalao, tsy aleo esorina, fa sao manimba zavatra maro? toa ny ho faharesena na mamonotena mihitsy aza ilay mpilalao.
ohatra fotsiny iny aloh e! fa tsy kilalao akory ny raharaham-panjakana, fa aim-bahoaka. Koa izay tsy mamely de aleo hesorina fa "ny fandio iray siny hono tsy mahaleo fandoto iray tandroka!"
3. bazylou ( 27/12/2006 13:45)
hay ve! aminao izany dia rariny sy hitsinyraha nopehany tao satria tsy nifidy azy e!! manao vali faty an!!
4. BloodTitan ( 29/12/2006 09:48)
Kings of Metal
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1445