Hommage à Ronaldo09 et Cie

1. xxx ( 26/12/2006 19:50)
Lasa hono i Ronaldo09 fa tsy hiresaka ato ntsony raha tsy hanakiana. Isaorana izy ka iangaviana izay nahatsiaro fa nanentana nanampy tamin'ny fiadiana hevitra i Ronaldo09 sy ny tarinay hamoaka ny fihetseham-pony eto e!

Misaotra Ronaldo09 ary manantena anao hiverina tsy ho ela eto.
novalian'i kitjo ny 06/01/2007 19:18
2. sambatra ( 26/12/2006 19:55)
Milay ny "fair-play" e, tsara na dia izany aza raha tohizana ny fandraisana anjara!
3. xxx ( 27/12/2006 17:56)
eh!!!!veloma e!te handoa aho vao mijery ny anaranareo, misaotra dia mahalasàna e!hay mahay manaja tena??
4. xxx ( 28/12/2006 06:20)
Isaorana ny tary rehetra nijoro nanohitra ny fotokevitr'i Ronaldo izay tsy fampiseho masoandro ! Vive la solidarité !
5. jentilisa ( 28/12/2006 08:55)
fa aiza no misy izany teniny izany?
6. newyork2007 ( 28/12/2006 10:08)
Za aloha dia vaovao ato amin'ity namana ity fa angaha dia tena olona mamy hoditra izy io no asiana hommage tahaka izao?
Masaka kosa an!
7. Fiffi ( 28/12/2006 16:50)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m457e7b475f54a
8. kitjo ( 06/01/2007 19:18)
nndrriiii
fa lasa aiza e..ngah moa d politika iany no azo resahina ato ka maninona raha mba miresaka any @ lohahevitra hafa rehefa tsy faly @ resaka politika e

sa????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0388