Andriamanitra Tia anao

1. prime ( 26/12/2006 08:37)
Miala tsiny re tompoko raha teny frantsay no sady lavalava kely fa dia noraisiko araka izay mba nanomezana ahy izao fanambaràna izao ka dia ampitaiko araka izany...

Dia manasa anao mba hamaky ity taratasy ity no handray azy koa ho anisan\'ny tena zava-dehibe indrindra amin\'izao anio izao...

\"de la part de Dieu\" pour vous:
Mon cher enfant,

J\'ai connaissance de la lettre que tu as adressée à un certain \"père Noël\" (ou que tu aurais voulu lui
adresser maintenant que tu es devenu grand et que tu ne crois plus en lui) et j\'ai à coeur de te répondre
par le moyen de mon serviteur qui te fait parvenir ce message.

Je suis Dieu le Père, l\'Eternel, le Tout-Puissant, le Seigneur et Créateur de l\'univers... et Je voudrais ardemment devenir ton Père, en t\'adoptant comme mon enfant, parce que, sans que tu le saches, et depuis très très longtemps, je t\'aime. Rien de ce qui te concerne n\'est caché à mes yeux. Avant même que tu ne sois né, dès le ventre de ta mère, quand tu n\'étais encore qu\'une masse informe, je te connaissais parce que je suis le créateur de toutes choses, ton propre créateur.

Tu sais, je suis réellement descendu du ciel - même si cela ne s\'est pas vraiment passé un 25 Décembre -
mais je ne suis pas venu sous la forme de ce \"Père Noël\" qui, de fait, s\'est substitué à moi et a pris ma place. Moi, je ne suis pas une légende car Je suis vraiment venu du ciel, où j\'étais de toute éternité, sur cette terre, dans une chair humaine, en envoyant mon fils unique et éternel appelé Jésus-Christ ou encore Emmanuel, ce qui signifie \" Dieu avec nous\". Peut-être as-tu fait comme chaque année, \"une crèche\" près de ton sapin pour le \"petit Jésus\", mais qu\'est-ce que cela a changé et changera dans ta vie ?

Je suis venu pour toi ! Oui, tu as bien lu : pour toi, pour te prouver que je t\'aime, pour te proposer d\'être réconcilié avec moi et te pardonner tous tes péchés, pour guérir toutes tes blessures et les maladies de ton âme et de ton corps !

J\'ai vu ta peine, ta souffrance, tes larmes, ton découragement, tes épreuves multiples, les injustices et les rejets dont tu as été l\'objet. J\'ai vu aussi tout ce qui te retient captif et esclave. J\'ai vu tout cela, sois-en certain, parce que rien n\'échappe à mon regard. A plusieurs reprises et de différentes manières, j\'ai souvent tenté de te parler depuis que tu es né. Je t\'ai même écrit une lettre d\'amour en t\'envoyant ma Parole : la Bible. Tout ce que je t\'écris ici s\'y trouve.

Mais jusqu\'à ce jour, tu ne m\'as jamais écouté !
Oh ! Laisse-moi te dire aujourd\'hui mon enfant, que la raison la plus profonde de tes souffrances, la racine de toutes tes afflictions, de tes inquiétudes, de tes soucis, de tes luttes et tes combats, c\'est que tu ne me connais pas encore personnellement comme ton Père céleste, ton \"Papa\", même si tu penses avoir un peu ou beaucoup de \"religion\" ! Aucune pratique religieuse ne pourra jamais te sauver.

Nous sommes toi et moi séparés alors que je t\'ai créé pour que nous ayons ensemble une relation d\'amour ! Tu es, sans même le savoir, en rébellion contre moi ! Ce sont tes péchés qui mettent une séparation entre nous deux car, vois-tu, moi, je suis Saint, et toi, comme tous les êtres humains, tu es pécheur !

Voilà pourquoi Je suis venu en personne sur cette terre il y a environ deux mille ans ! Je ne suis pas le Père Noël, mais j\'ai porté un vêtement teint en rouge : c\'est le sang que j\'ai personnellement accepté de verser sur la croix par amour pour toi, afin de subir à ta place le châtiment dû à ton péché et à celui de tous les hommes ! Grâce à mon sacrifice pour toi, tu peux aujourd\'hui être pardonné et réconcilié avec ton Père céleste.

Mon enfant, je voudrais t\'offrir pour ce Noël 2006, le plus beau, le plus grand, le plus précieux de tous les cadeaux que tu pourras jamais recevoir :
le pardon de tes péchés, le salut et la vie éternelle qui sont en Jésus-Christ, comme je l\'offre à tous ceux et celles qui se reconnaissent humblement coupables, se repentent, décident vraiment de se détourner de leurs péchés et de revenir à moi, en croyant du fond de leur coeur en mon fils Jésus-Christ, en son oeuvre accomplie sur la croix une fois pour toutes, en croyant en sa mort et en sa résurrection.

Ce salut est totalement gratuit, c\'est vraiment un cadeau, car Jésus-Christ a déjà tout payé pour toi : tu as seulement à le recevoir par la foi; c\'est une grâce, une faveur que tu ne mérites pas, ni personne, mais que je t\'offre parce que je t\'aime.

Mon enfant, ce Noël peut devenir pour toi le plus beau de tous les Noëls de ta vie, si seulement tu le veux. Cela ne dépend que de toi ! Ne repousse pas mon appel, je t\'en supplie, sinon je ne pourrai pas te sauver ! Je t\'en supplie, aujourd\'hui même, \"reviens à ton Père...pour un VRAI NOEL qui changera ta vie maintenant, chaque jour et pour l\'éternité !\" Invite-moi dans la crèche de ton coeur, par une simple prière de repentance, avec tes propres mots mais avec vérité et sincérité, et je répondrai à ton invitation sans tarder, comme je l\'ai fait pour des millions d\'hommes, de femmes et d\'enfants dans le monde qui m\'ont ouvert la porte de leur coeur.

L\'Eternel, ton Créateur, qui t\'aime.

La Pensée du Jour est un service du Top Chrétien - www.topchretien.com
novalian'i prime ny 22/01/2007 11:11
2. diamondra27 ( 26/12/2006 16:46)
Tena mampahery be ho'aho io site io.

Misaotra prime de manaova fety sambatra a
:-*:-*
3. Fiffi ( 26/12/2006 18:34)
site mampahery marina tokoa io , mampiheritreritra lalina de lalina , ahitana ny "la pensée du jour" sy vavaka isan'andro.
Fahazotoana , mampitombo hatrany ny finoana ny famakiana ny voalaza ao mazotoa daholo mamaky an'io .....
4. booboo ( 26/12/2006 18:56)
fa maninona nareo manoratra mivilana aby ?
5. cutie ( 26/12/2006 23:46)
ny an'i booboo koa mivilana:-D
6. cutie ( 26/12/2006 23:47)
ny ahy koa kay :-D
7. ikaretsaka ( 27/12/2006 01:17)
oooops ny ahy koa:-D
8. Ruby ( 27/12/2006 01:48)
anontanio benoit.
9. ikaretsaka ( 27/12/2006 02:04)
mbola miandry an'i paoly hono izy!
10. dailynews ( 27/12/2006 03:14)
misaotra nizara
11. prime ( 27/12/2006 11:09)
Tsy misy fisaorana ry zareo a... ny tena lehibe indrindra dia ny fandraisana ny famonjen'i Kristy ho tena antoka lehibe eo amin'ny fiainana...

Rahoviana re ny mpino rehetra no ho lasa toa ny Apostoly Paoly ka sahy miteny hoe :

"Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy." Galatiana 2:20
12. Rasiligaoma ( 27/12/2006 14:45)
prime:

..

Rahoviana re ny mpino rehetra no ho lasa toa ny Apostoly Paoly ka sahy miteny hoe :

"Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy." Galatiana 2:20



rehefa tsy variana misentosento sy laozany mamaky baiboly sy mitanisa andalana eto intsony

fa mampiray ilay fanahiny @ kristy..


tsotra be izany!
13. prime ( 27/12/2006 15:06)
rasiligaoma> ny famakiana baiboly aloha tsy olana iny satria fiainan'ny mpino rahateo... ny fitanisàna an-dalan-tsoratra masina koa dia vao maika tsara satria mbola maneho ny fitiavan'Andriamanitra ihany koa izany amin'ny famindrampo, ka mbola anomezany fotoana ihany afaka mahita sy mamaky baiboly ka mizara ny Tenin'Andriamanitra voalazany amin'ny maro mba ho maro ihany koa no ho voavonjy araka ny nanirahan'i Kristy ny mpianany... maro no maniry sy te-hahita na dia an-dalan-tsoratra iray fotsiny aza ao amin'ny baiboly mba andrenesany ny Tenin'Andriamanitra ka tsy mitsahatra ny mangataka mafy ny mba ahitany izany hoe baiboly izany...

...Fa ny amin'ny ambaranao farany no mahagaga kely ahy hoe angaha tokoa moa hain'ny mpanota sy asan'olombelona ny mampiray ny fanahiny @ Kristy? toa tsy ho hainy izany raha ny mahaizy azy kanooo... tsy "effort individuel et personnel" no lazain'ny soratra masina ho fanatonana an'Andriamanitra fa ny finoana sy fanekena ary fandraisana azy feno amin'ny anaran'i Jesosy Kristy toa io mahazo an'i Paoly Apostoly io ka ijoroany vavolombelona ny amin'ny fahafatesany mihitsy fa anambaràny kosa ny fahaveloman'i Kristy eo amin'ny fiainany...
14. Rasiligaoma ( 27/12/2006 15:15)
..Fa ny amin'ny ambaranao farany no mahagaga kely ahy hoe angaha tokoa moa hain'ny mpanota sy asan'olombelona ny mampiray ny fanahiny @ Kristy? toa tsy ho hainy izany raha ny mahaizy azy kanooo... tsy "effort individuel et personnel" no lazain'ny soratra masina ho fanatonana an'Andriamanitra fa ny finoana sy fanekena ary fandraisana azy feno amin'ny anaran'i Jesosy Kristy


Dia izay no ataovy...

ianaro ilay effort dia ataovy fa aza tenenina sy sentosentoana fotsiny hoe
"hozy Paoly hoe... hozy Ra anona hoe"

rehefa mbola tsy hainao dia antsovy Izy hampianatra anao!

Tsy misy tsotra ohatratran'ny mangataka aminy!
15. Fiffi ( 27/12/2006 17:48)
http://www.topchretien.com/pensee/index.php?/3098/
16. diamondra27 ( 27/12/2006 18:05)
Aleo asiana vidéo kely e!


http://www.connaitredieu.com/?p=lettre_d_amour_du_pere


IO Izany no lettre d'amour aminy e!

:-*:-*:-*:-*(l)(l)(l)(l)
17. dailynews ( 27/12/2006 20:51)
ohatry ny mitongilana izany koa ny lohako mijery ilay soratra.
18. pissoa ( 28/12/2006 05:39)
:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 28/12/2006 07:04)
http://www.topchretien.com/topmessages/videos.php?/3/arracheauxtenebres.htm
20. prime ( 28/12/2006 08:40)
rasiligaoma:
Dia izay no ataovy...

ianaro ilay effort dia ataovy fa aza tenenina sy sentosentoana fotsiny hoe
\"hozy Paoly hoe... hozy Ra anona hoe\"

rehefa mbola tsy hainao dia antsovy Izy hampianatra anao!

Tsy misy tsotra ohatratran\'ny mangataka aminy!
... tena tsy azonao ny voambara fa aleo hijanona eo... sady tsy vakianao tsara ihany koa... ao amin\'Andriamanitra tsy mila \"effort\" izany fa fahasoavany sy famindrampo avy aminy no hahafahana manatona Azy...

Hi!hi!hi!hi! ny hoe ataovy dia tsy olana amiko fa maniry koa aza aho raha maniry ho tena feno firaisana tanteraka amin\'Andriamanitra ka ho sahy hiteny toa an\'i Paoly...

Ny amin\'ny fandraisana an\'i Kristy dia efa manana aho ary efa nandray Azy fa io taratasy io dia zaraina ho an\'izay vonona handray ihany koa ka higoka ny hamamin\'ny fitiavan\'Andriamanitra...

Ary rasiligaoma ve efa mba nandray an\'i Kristy? mba raiso Izy fa tena hitondra zava-baovao eo amin\'ny fiainanao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1824