Volomborona

1. soanja ( 25/12/2006 22:39)
Sambany aho vao mba afapo tamin'ny sarimihetsika gasy iray. Tsy resaka production fa ny hatsaran'ilay tantara ao anatiny. Way to go!
novalian'i jefra ny 20/02/2007 17:02
2. naritsimba ( 26/12/2006 06:10)
soanja> misy an'ilay film KADRI izay ko any ka asa na efa hitanao, fa tsara koa ilay izy an!
3. Fiffi ( 26/12/2006 06:50)
hummm......misy film zay hitako fa tena milay be an ! tsy tadidiko ny titra fa misy hoe Mirana , Andry , Vola .....
4. Christian ( 26/12/2006 09:04)
ny fahitako azy indray aloha ry zalahy dia ohatry ny mananiany fivavahana katolika ilay izy fa ny fomba fandrindrandry zalahy azy indray aloha dia mety tsara fa tokony ho loha-hevitra hafa kokoa noho iny no lalovindry zalahy fa manjary mahamenatrolona be ihany ilay izy lasa sangy mihoatra ny loha ilay izy e zay
5. soanja ( 26/12/2006 16:38)
naritsimba:

soanja> misy an'ilay film KADRI izay ko any ka asa na efa hitanao, fa tsara koa ilay izy an!


An an mbola tsy nahita an'izany re aho ry Naritsimba a raha misy mankany de mampitondray indray zany zah. Misoatra nilaza an.


6. fali ( 27/12/2006 09:02)
eny e ! tsara ihany iny fa ny hitako koa izao dia ilay hoe hifika sy ny sangodim-panina iny efa mahay ny gasy kah !!!:D
7. soanja ( 27/12/2006 09:46)
fali:

eny e ! tsara ihany iny fa ny hitako koa izao dia ilay hoe hifika sy ny sangodim-panina iny efa mahay ny gasy kah !!!:D


Salut Fali! :-*:-*:-* tratry ny fety aky an.:-*


8. diamondra27 ( 09/01/2007 09:19)
mopera hono de hoe: hanambady? i benja io an!

avy eo ndray raturbo mody mihaino le sipa nefa misy tetika ambadika ao; mahay mikoty le sipa lery fa peziny ihany le sipa t@ farany:-D:-D; vita mariazy mihitsy ve rangahy.

De ahoana koa aloha le mangalatra taolam-paty fa tsy azoko le dikany e! saika atao inona le izy? Amidy @ bouddhiste ve? (izany aloha ny feo henoko hoe: hanaovandry zareo meditation, le bouddhiste any asie io an!)Sa amidy @mpanao nify? Sa sendra t@ireny fotoana misy mangala-paty reny no natao le film de mba hoe: film d'actualité?

Fa le bebe koa aloha de tena mahery an!mahay mi-jouer film tsara.Angèle ihany ny azy.

De ahoana koa mopera ve de lasa misotro toaka sa zany no atao hoe: deprime. Rora-parakin'le sipa no nisotroany, tsss
avy eo nentin'ny toaka de lasa nangata-bady le tambanivohitra...Soa ihany fa mba tambanivohitra misaina.

De inona zany ny lesona azo nitsoahina t@iny?
9. soanja ( 14/01/2007 05:17)
Iny no film antsoina hoe comedy. Ka raha nihomehy isika nandritra ny fotoana nijery azy de tafita le hafatra.
Rehefa mijery/hamokatra film indraindray de tsy voatery hisaina foana hoe de ahoana hozy ry mopera sy ry bebe sns satria matetika dia matoa nitranga ny tantara de seho efa nisy matetika. Azo atao koa aza ny manao scifi.
Aleo jerena indray aloha ny manaraka de hita izay naharesy an'iny. I Rainivoanjo koa aloha nahafinaritra ahy.
10. bazylou ( 19/01/2007 22:37)
ka raha hihomehy ihay ve hisy ohatr'ilay toky sy hehy e iry!!
11. Fiffi ( 20/01/2007 07:30)
tsara le film fa vao nojereko omaly......
12. diamondra27 ( 31/01/2007 07:26)
tafita ny hafatra e!

13. fali ( 31/01/2007 09:55)
:lol::lol::lol:
14. kelly13 ( 01/02/2007 17:37)
aiza no ahitanareo an'izany ry reto aaaaaa, help help help fa mba t ahita ooo, miciii ooo
15. jefra ( 20/02/2007 17:02)
http://www.madagascar-info.net/gasikara/cinema/volomborona/volomborona.wmv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4882