frais Tana-Bira

1. rtjmalala ( 26/12/2006 06:49)
Ahoana ity frais Tana-Bira ity no tsy voafehin'ny fitondrana mihintsy fa manao izay tiany atao ry zalahy mpanera sy ny chauffeur sa dia victime foana ny mpandeha , satria fantatry ry zalahy fa tsy maintsy mamangy fianakaviana amin'izao fotoana izao ka raha mba misy hevitra dia tokony hampiasa ireny fiara lavabe[boeing] ireny ny mpitondra dia tapina ny vavan'ireo mpanararao-paty [chauffeur sy mpanera]
Sa ahoana ny hevitrareo na ny mankany amin'ny faritany koa dia inopako fa mety ho torak'izany koa.
dia manantena ny hevitra avy aty aminareo satria efa ho 10000ar eo ho eo ny frais
novalian'i xxx ny 05/01/2007 06:01
2. rabaradaka ( 26/12/2006 08:32)
Tanà-Bira aloha dia fanjakan'i Baroa ny taxibrousse ao e, sady ny stationnement voretra ny frais mbola miakatra foana. io lay hoe libéralisation razoky a ! De jerijereo eny amin'ny Gara aho amin'ny faran'ny taona e
3. Rasiligaoma ( 26/12/2006 08:34)
tsy tokony ho anto @ hatsikana sy lalao kosa angamba ity hevitra ity fa any @ zavatra hafa e
4. xxx ( 26/12/2006 18:40)
Ntsirabe , Mandoto , Fandriana e! izay maimaika ao aty zao ro mandeha a! :°)
5. pissoa ( 26/12/2006 18:44)
:-D:-D:-D
6. fasaly ( 26/12/2006 18:45)
hatsikana sy lalao ve izany ity.....!
7. ikaretsaka ( 26/12/2006 19:23)
xxx:

Ntsirabe , Mandoto , Fandriana e! izay maimaika ao aty zao ro mandeha a! :°)



tsary zany yyyyyy!
Taoko hoe Tserabeeee Mandoto Fandreeeeeena, aty ro mandiha aloha yyyy
8. aigredoux ( 27/12/2006 09:31)
Tsary hatsikana sy lalao anga zany resaka zany taoko
9. xxx ( 27/12/2006 09:41)
Mitsoaka ôvy aby ro ato zanyyyyyyy ! ^^
10. pissoa ( 27/12/2006 09:52)
Zah tsy mahay :oops::-D:-D:-D
11. simplex ( 27/12/2006 09:55)
tsotra kely yyyyyyyyy
pissoa tsy mahay yyyyyyy
xxx kamolahy yyyyyyyy sa kamovavy yyyyyyy
12. ikaretsaka ( 27/12/2006 18:28)
pissoa:

Zah tsy mahay :oops::-D:-D:-D


taoko di tsotra anga yyyyyyy taoko alaina ny ovy de tsofina deeeeeeee
andramondroky anga fa tsaraaaaaaa
13. pissoa ( 27/12/2006 18:40)
le mitsoka sy mihinana ovy haiko k

fa ilay miteny yyyyy sy anga sy roky ... no tsy haiko :oops::-D
14. booboo ( 27/12/2006 19:40)
Simplex > :-D:-D

15. sitlo ( 28/12/2006 13:01)
manimba revy andro krismasy koa izany hatsikana izany:evil:
16. lapino ( 28/12/2006 14:19)
rtjmalala > tsongoy fon-tena, mba manaova mpitatitra koa e! Atsangano ny kompania-na boeing ;)

Aleon'ny mpandeha ary ve misy ny fiara fa lafo sa tsy misy mihitsy e? Mandeha vide nge ry zalahy ireny miakatra rehefa alohan'ny fety e! Dia mandeha vide koa midina rehefa aorian'ny fety. Meteza eo amin'ny toerany rehefa ny mpandeha no mitady handeha taingim-be.

Fa iza tsara hoe ilay ovy tsy mahay mitsoka ? :roll::-D:-D
17. xxx ( 28/12/2006 14:50)
Kaloo tonga dia hiafina fa mitady hiseho milay ndray ny sasany :wink::-D:-D:-D
18. Achia ( 28/12/2006 20:16)
pome de terre , ra atao @ teny gachy moa zgany de lasa hoe paomantany yyyy ?
19. totofy ( 28/12/2006 20:47)
:-D:-D:-D
20. ikaretsaka ( 28/12/2006 22:39)
Achia:

pome de terre , ra atao @ teny gachy moa zgany de lasa hoe paomantany yyyy ?



"pongatera" hozizy ny hatrany aminay any Bira any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4899