Sendra mba fantatrao!

1. Angie ( 26/12/2006 19:24)
Avy @ i Aino

Mitady any Mr Razafimanatsoa Benjamin professeur du Tea Kwon-Do d'Université Paris Dauphine.
Dia mangavy anareo izay mahafatatra azy mba hilaza aminy hoe mitady azy i Miriam Montserrat na koa mba hampita azy mba hanoratra @ ity email ity!! fanjatiana@telefonica.net. dia misaotra diany mialoha anareo ny tenako!!
novalian'i dailynews ny 28/12/2006 21:41
2. dailynews ( 28/12/2006 21:41)
aino, fa angaha io angie io koa ps ndry eto? sady fanaina izany no aino no angie? wow
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2751