Vaovao farany: TRATRA I PETY!

1. Bocassa ( 26/12/2006 16:37)
Akory aby!Ity misy vaovao mahaliana antsika jiaby. Mbola karohina fatratra ingahy Pety RAKOTONIAINA amin'izao fotoana izao. Ny fantatra dia ny hoe TRATRAN'NY GRIPA izy amin'izao ora hanoratanay izao. Any anaty lava-bato izy amin'izao. Tratra 'zany Pety e! Tratran'ny gripa fa tsy voasambotra akory an!
novalian'i belaza ny 12/01/2007 13:14
2. simplex ( 26/12/2006 17:33)
:-D:-D
eka ouz ;-):-D:-D
3. ikaretsaka ( 26/12/2006 18:11)
mahery kosa i Gripa nahatratra azy an...
mety tratra ny orana koa izy any
4. madera2 ( 26/12/2006 18:27)
otrinona ny vola mba omena gripa nahatratra azy zany , ary tsy mino zany izy anaty lavabato zany rahateo koa zaho , ok!!
5. totofy ( 26/12/2006 18:59)
tratran' ny grippe à bière ve klé ! soa va ny telo (THB)=))=))
6. jentilisa ( 27/12/2006 05:43)
mila omena inona izy izany?
7. newyork2007 ( 28/12/2006 10:20)
heveriko fa tena tratra kay :):):):):)
8. lemenakely ( 28/12/2006 21:16)
ny vadin'i pety kosa alou mahavoa an!
9. belaza ( 12/01/2007 13:14)
mahavoan'ny gripa ve?:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3593