Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mananasy, milahatra araka ny daty
mananasy
(
28/12/2006 20:49)
hiran'i Nônô
mbola tsisy namaly, mba maontany hoe inona no titre-n'lay hirany hoe: aty an-tany lavitra aho manoratra anao , ianao ilay namako taloha.... misaotra ...
tohiny
novalian'i kally ny 29/12/2006 09:45
mananasy
(
06/10/2006 12:50)
iza no mihra azy?
mpihira vao haingana.
Lehilahy mihira hoe: sambatra aho manana anao......, be be feo zay izy, milamina le hira, mbola tanora angamba izy.
hafa indray. Vehivavy fohy volo mitovitovy @ i Poopy nipetra...
tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 16:01
