iza no mihra azy?

1. mananasy ( 06/10/2006 12:50)
mpihira vao haingana.
Lehilahy mihira hoe: sambatra aho manana anao......, be be feo zay izy, milamina le hira, mbola tanora angamba izy.
hafa indray. Vehivavy fohy volo mitovitovy @ i Poopy nipetraka tany la réunion angamba izy zay raha tsy diso aho de manao clip miaraka @ lehilahy au bord d'un lac, kely feo izy, tsy haiko le hira na ny tonony aza. raha mba misy mahalala azafady
répondu par ninih le 23/10/2006 16:01
2. ninih ( 06/10/2006 13:27)
Tsy haiko fa Dô Rajohnson izao fantatro mihira io sambatra aho... io sady lhl!
fa ity hafa indray ity no tokny hasina indice bebe koko kah
3. fiderana ( 06/10/2006 14:15)
Rolf ngamba ilay voalohany
dia ilay vhv i Anyah
izay ngamba
4. mananasy ( 06/10/2006 14:16)
tsy Dô ra... le izy ka , anarana hafahafa zay le izy, hoatran'ny slow hard zay le hira.
le vehivavy tena tsy tadidiko mintsy, mitovitovy mélodie an'le hiran'i Zay voarara le izy.
5. fiderana ( 06/10/2006 14:19)
henjanakoa izany ankamatatra izany an!.....8):P:D
6. mananasy ( 06/10/2006 14:22)
Fiderana, lol, aiza no dia hoe henjana e, sendra olona very tadim-poitra ny tenanay. le voalohany aloha efa nisy namaly dia misaotra betsaka , rolf le izy.
fa le vhv ve dia tsisy natadidy. 3 ans teo angamba le hira, dia izy kelikely zay le vhv, dia fohy volo hoatran'i Poopy iny mintsy.
7. fiderana ( 06/10/2006 14:32)
i tina ve izany ary ê!, ilay manao gadona séga iny ve?
8. mananasy ( 06/10/2006 15:16)
tsy Tiana ry reto a, ngamba mpihira fantôme le izy, raha tsy mipetraka any mada aloha tsy mahalala azy e, izy toa tsy nalaza tsony angamba fa clip roa fotsiny no navoakany
9. Fiffi ( 06/10/2006 15:30)
mpihira fantôme :roll::roll:
10. ninih ( 09/10/2006 09:24)
ka nale hira ary toa tsy fantatra akory ve! lasa ankamantatra marina le izy
11. Fiffi ( 09/10/2006 21:40)
efa nahavoaka clip 2 ve de hatao hoe mpihira fantome kosa ?
12. mandrindra ( 10/10/2006 08:56)
fantôme klou satria hatramin'izao dia tsy mbola misy mahalala azy eto:P
13. ninih ( 10/10/2006 14:01)
sarotra lotra le ankamantatra de tsisy nahita. ngaha tsy afaka miteny hoe afapo? :-D
14. fiderana ( 10/10/2006 15:57)
izah aloha afa-po? raha fangalam-piery no natao dia boka fona zah!
15. Fiffi ( 10/10/2006 19:02)
iza ary zany :roll:
16. ninih ( 11/10/2006 15:14)
ka ity izy toa tsy miafina fa tena tsy hay ko! tadidiko tampoka eto le fandaharana iray hoe "qui est qui" :lol:
17. zoubelou ( 14/10/2006 14:18)
"Mia" no anaran'iny ry reto a. Aiza re zany gasy tsy mahalala ny artista gasy zany e...ntsooooo.
18. Fiffi ( 14/10/2006 14:50)
tena mba zao kosa aloha zah zay vao mba nahafantatra an'zany mpihira zany an! Mia ?
19. ninih ( 16/10/2006 12:30)
:lol: andraso indray aloha henoina raha nahamarina ankamantatra i zoubelo e! toa tsy hita intsony i mananasy anefa e! fa mbola vao misondrotra kosa angamba izany Mia izany! fa tsy hainay ny hirany sa efa ao @tonokira ao ve! andraso fa hojerena ao hoe e!
20. mandrindra ( 19/10/2006 10:45)
maaaanaaaaanaaaaassssyyyyyyyy aaaaaaaaaaaa, hitondray valiny fa sasa-miandry e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594