iza no mihra azy?
21. mananasy
(
19/10/2006 14:16)
Mananasy miverina dans la place:D
Misaotra be dia be an'i Zoubelou fa tena hitanao le izy, zay Mia zay mihintsy no anarany, dia tena gaga aho hoe tsy misy nahalala an'azy.
Faly be za, heveriko fa tena efa lasa adala aho.
merci an'zay rehetra nandray anjara e na nahita na tsy nahita!
Hitanareo fa tsy fantôme le mpihira a!

22. mandrindra
(
19/10/2006 14:23)
misaotra an'i mananasy
niverina dans la place
izahay teto nangasihasy
nihevetra hoe miandry fa gasy
niverina dans la place
izahay teto nangasihasy
nihevetra hoe miandry fa gasy
24. fiderana
(
19/10/2006 16:08)
mananasy >> manana ny hiran'io mia io ngaha ise?
mandrindra, ninih >> milay êeeeeeee.......! hita ilay ondry very wouueeeeeeeeeeee!.
mandrindra, ninih >> milay êeeeeeee.......! hita ilay ondry very wouueeeeeeeeeeee!.
25. mandrindra
(
20/10/2006 09:03)
fiderana, miasa tsara izany ny mpiandry ondry satria niverina ao ambala ilay very:wink::-D:-D:-D
26. zoubelou
(
20/10/2006 10:49)
I Mia mpihira tsy dia henoheno fa tsara be daholo ny hirany. Hamoaka album izy ato ho ato. Mazotoa daholo ry akama an! Alefaso indray ny ankamantatra manaraka!
27. ninih
(
23/10/2006 16:01)
Fiderana: nisy fanasana lehibe be ve izany? natsatsika le ondry fa mditra e!:-D