ho any salmo
1. Aino
(
29/12/2006 13:51)
slt ah, indray mande iny elahy niresaka momba any Hantatiana hoe tsy efa rabofy be izay izy,dia diniho eto ny sariny: http://www.topgasy.com/?i=287
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:47
3. kelly13
(
29/12/2006 14:57)
oay, i hantatiana le mpihira hiram-pivavahana iny v io zavavy io??? tena raha izy io dia tsy nampoiziko mintsy fa lasa niova b izy! :o:o:o
4. andry08
(
29/12/2006 16:12)
lasa tsara tarehy kely kosa nihoatra azy fony kely an!Tena zazavavy malagasy.:Dyes!
5. simplex
(
29/12/2006 18:28)
yes yes yes, lasa manjakely kosa knou :D:D
ary efa niteraka nga sa ... :°)
ary efa niteraka nga sa ... :°)
9. xxx
(
30/12/2006 11:54)
hantatiana mpihira fivavahana lavavolo, t@ herintaona, mety efa notapahany zany le izy
