inn kay?
1. Aino
(
29/12/2006 13:27)
mba ahona sy ahoana avy moa ny anarana karazana loko @teny gasy fa maro hireo tsy fantatso fa @ français ihany no haiko fa @teny gasy tsy!!:oops:
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:59
2. xxx
(
29/12/2006 15:31)
noir : mainty
marron : volon-tsôkôlà
rouge : mena
orange : volom-boasary
jaune : mavo
vert : maitso
bleu : manga
violet : volom-parasy
gris : volon-davenona
beige : volon-tany
rose : mavokely
marron : volon-tsôkôlà
rouge : mena
orange : volom-boasary
jaune : mavo
vert : maitso
bleu : manga
violet : volom-parasy
gris : volon-davenona
beige : volon-tany
rose : mavokely
3. Stretch
(
29/12/2006 17:23)
:-D
hay ve misy volony ny parasy e! nareo v efa nahita
:-D
ny sôkôlà kou :-D
de inn zany ny volokatsaka am teny frantsay ? couleur io an!
hay ve misy volony ny parasy e! nareo v efa nahita
:-D
ny sôkôlà kou :-D
de inn zany ny volokatsaka am teny frantsay ? couleur io an!
4. bazylou
(
29/12/2006 21:20)
ry strech koa dia efa tsssssssss lany andro y mihoehy eo fa valio ny olona raha misy e
6. niryna
(
30/12/2006 01:31)
mavoadala,volontany, vangavanga,sadasada,fotsy botsiaka,volondavenona,mangabe,maitsolomitra,maramara