Tsy maintsy mahita lesoka foana.
1. niryna
(
30/12/2006 02:11)
Fa maninona tokoa isika tsy maintsy mahita tenenina na fanakianana foana rehefa miteny? Maneso, tsy manome hery,misy fialonana ve ao,misy tsy fitiavana ve,tsy maintsy mamaly fotsiny,maneso,mandatsa,.
Hay ve indry fa heveriko fa mba iza aza...
Miseho azy milay koa io..
Nataoko fa mba iza aza..
Ry zareo mpanao politika io e
Mi-geste ery..
Dia mba hoe .../Sakory izay,hitanereo tsy efa...
Hay ve ...hitako ianareo no manambola(maneso...)
Iza koa no hanaraka izay tenenin\'io, eo ianareo.
Ry zareo miseho azy ho mahitahita io e
Ry baibolista indray io e ...
Tena tsy misy teny manome hery matetika ary mifangaro ny tondro-molotra ,mipotsa-molotro,ny tanana aoka...

novalian'i niryna ny 24/01/2007 05:22
3. Fiffi
(
30/12/2006 08:37)
niryna::-w:-w:-w tsy isika rehetra kosa no manao an'zany an ! Misy dia misy aloha eh ! io de tsy azo lavina ! fa mba misy kosa olona tsy manao an'zany eh !
Fa maninona tokoa isika tsy maintsy mahita tenenina na fanakianana foana rehefa miteny? Maneso, tsy manome hery,misy fialonana ve ao,misy tsy fitiavana ve,tsy maintsy mamaly fotsiny,maneso,mandatsa,.
Hay ve indry fa heveriko fa mba iza aza...
Miseho azy milay koa io..
Nataoko fa mba iza aza..
Ry zareo mpanao politika io e
Mi-geste ery..
Dia mba hoe .../Sakory izay,hitanereo tsy efa...
Hay ve ...hitako ianareo no manambola(maneso...)
Iza koa no hanaraka izay tenenin\'io, eo ianareo.
Ry zareo miseho azy ho mahitahita io e
Ry baibolista indray io e ...
Tena tsy misy teny manome hery matetika ary mifangaro ny tondro-molotra ,mipotsa-molotro,ny tanana aoka...
4. niryna
(
01/01/2007 04:03)
Misaotra Ika.Mitovy eritreiritra isika dahy.Ny fahalalako ireo olona manana ireo toetra ireo dia tsy manana fitiavana ny teneny izy,tsy faly ny fahasoavan\'ny sasany,ny fahantrana no zavatra iray mahatonga ny olona manambany ny hafa,misy ambo ao ary ny fomba fiteny malagasy dia hiainana matetika\"ny tapany ihany no mikobana.\".Asa aloha e ,raha manana ireo toetra ireo ianao na olom-pantatra mety afaka manampy ahy sy ny namana hafa ny antony mahatonga izany
6. xxx
(
13/01/2007 15:18)
f'hita koh! Ry zareo no mikiritika eto, be olana sy sns.. dia be fanontaniana nefa rehefa avy eo dia mody fanina daholo! hi!hi!hi!:-D:-D
7. niryna
(
24/01/2007 05:22)
xxx:
f'hita koh! Ry zareo no mikiritika eto, be olana sy sns.. dia be fanontaniana nefa rehefa avy eo dia mody fanina daholo! hi!hi!hi!:-D:-D
Tsy azoko ny tian'i XX ho tenenina.Io lesoka io izao no tena mivaingana tato ato,maneso. mandatsa,mitsipona tsipelinteny kanefa rehefa fotorana akaiky ilay izy tsy dia misy dikany akory:cry: