sarotra be

1. bazylou ( 29/12/2006 22:10)
no handroson'ny Madagasikara spida na dia nasiana izao map, dsrp,.... mandany rora sy penina rehetra izao!! Ny vahoaka moa lambolambosana izao lalana etsy sy eroa izao nefa tsy hitany fa ny saosy atsy any ampaosin'ny olo tokana no miditra!!
Raha ny tena marina dia tsy nisy zavatra nadehataona ny iray aza fa ""poudre aux yeux"" daholo fotsiny ihany, na devizy nidofotra, na exportation nihena ampitoerana tsotra izao, na koa ny lalàna velona eny fa na dia ny 4mi aza dia tafaveina soa aman tsara!!
Ny trosa miavosa ary tsy misy manao zavatra raha tsy nosesefan'ny bm, fmi anglisy frantsay , norvezianna trosa ... daholo na ny prezda aza!!!!:o:o dia avy eo manao enjik'alika ireo maketsy sy makeroa fa hoe manao ratsy ny fitondrana sy ny tany ama-monina..
Aiza ny institution miaro ny entana amid syny norma ao Madagasikara ???
IZA NO SAHY MILAZA FA MORA BE NY FIAINANAN AO MADAGASIKARA ???????....... Tsy ireo mpisolelaka an'ilay 8 ve sa...
Na ny fianakaviany aza tsy mpomba ilay io....
novalian'i Achia ny 30/12/2006 19:22
2. soanja ( 30/12/2006 04:39)
Tezitra be mihitsy anie Bazylou zany e.
Tsara tokoa aloha ny analana ny zavamaharary rehetra momba ny politika eto. Saingy ny tena fanafody mahery dia ny latsabato satria iny tonga de mandaitra be, manala anle olona eo amin'ny fitondrana eo no eo.

Matoa kosa angamba ry Bazylou hoe lany teo indray i Ra8 dia betsaka izany ny manana fijery mifanohitra amin'io fijerinao an'i Mada io. Sorry!
3. Achia ( 30/12/2006 19:22)
Ny tena ohatra ny fahitako ilay politikan'ny fanjakana @ izao fotoana izao a! dia tereny ankolaka ny olona hivrina any ambanivohitra , nefa ny entimanana izany tsy misy , ny olona tsy manambola , isika efa zatra ilay asa majinika mahazo 20 000 fmg isan'andro raha mahazo , ny fahaizana koa tsy dia ampy ,de inona no fika fa ny handroso vetivety aloha sarotra ihany e! ny asa eo amitsika koa tsy ampy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1418