à 3....toa ohatran'ny mba mahafinaritra
1. xxx
(
29/12/2006 16:53)
manana fantasme hafahafa izany aho fa tsy sahy manadrana .Izany hoe amour à 3 izany hoe 2 filles et un seul mec .Lehilahy no manoratra.
Be dia be izao no hamaly eto ha hitako eto an!
Be dia be izao no hamaly eto ha hitako eto an!
novalian'i batita ny 13/01/2007 10:26
2. soanja
(
29/12/2006 16:59)
Aloe zah hamaly hoe alefaso any amin'ny resakolondehibe ity hevitrao ity raha mety de miresaka be isika. Misaotra:D
3. xxx
(
29/12/2006 19:20)
izany no atao hoe fiainana maharikoriko sy maloto ka entina eto. de nareo samy nareo zany no miresaka any.:twisted:
4. Ruby
(
29/12/2006 23:03)
ary soanja ve tsy hitako nitory teny tary e...zany anie no lazaiko hoe fanina aho e...
5. soanja
(
30/12/2006 02:21)
Ruby:
ary soanja ve tsy hitako nitory teny tary e...zany anie no lazaiko hoe fanina aho e...
ka tsy afaka hiresak sex ve zany isika.
Maninona no hidina ohatr'izany le fisainana e. Ianareo ve tsy manana fitaovam-pananahana sa ahoana?
Zah na manana an'Andriamanitra dia milaza aminao fa afaka tsara mivelatra manazava io resaka iray io satria izay no nanomezan'Andriamanitra ahy azy. Mitovy daholo ny valeur-ny tenan'olombelona ary azo atao tsara miresaka izany amim-pahendrena.
Ary zah angaha niteny hoe manaiky ny a 3 tompoko. Ny resaka be dia be de hoe alefaso any de izay resaka any. Fa tsy eto no iresahana izany satria misy zaza eto.
Aza sakanana ny olona hametraka fanontaniana momba ny fiainana fa mila ampafantarina azy kosa aiza ny toerana tsara ametrahana azy.
Ruby a, aza mihevitra ianao aloha fa anjely aho fa za dia ananako tsara rah io resaka iray io.
6. ikaretsaka
(
30/12/2006 08:11)
Ruby> hitanao nisy tantara izay...
hoe mpiara mivavaka hono nahita i sipa milay be tao am-piangonana tany @ indra tany tsaralalala indray hariva
dia nitabataba hoe hhhhhhhhmmmm hitanay ny zanak'i anona tany antsaralalana amin'ny andro hariva ooooo...
inona no ataon'iny any nefa izy malaza mivavaka be miaraka aminay ooooooooooo
dia hozizy ilay ranenibe izay namaly azy tsy rototra.... inona koa ary no ataonareo any ? nefa nareo miara mivavaka aminy koa?

8. Ruby
(
02/01/2007 09:21)
ilay valiny voalohany ngamba mazava be oe inona sy aiza no tiana haleha fa tsy hoe tsy mahay mamaky akory ary tsy mahazo izay tiana hambara , fa bon efa nanaovana dementir moa izany ka mody raisintsika @ izay.:D
14. batita
(
13/01/2007 10:26)
Milay be zany raha tena mantanjaka tsara ny filahiana!Za koa lo mba te hanandrana e!