ary ahoana hoy ny lalana
1. bazylou
(
27/12/2006 23:42)
momba ireo dossier sy figadrana nataon'ilay 8 ireo???
2. Fiffi
(
28/12/2006 10:02)
de hoy ny lanana hoe "zay manao ratsy de tsy maintsy gadraina" koh ! soahiany aza fa misy ny lalana.....
3. bazylou
(
29/12/2006 21:41)
dia hino ve fiffi fa hogadraina lery??? tsssssss deba aza tsy tratra koa!!
4. Fiffi
(
20/01/2007 14:28)
fa nahoana zah no tsy hino an'zany ? raha manaraka lalàna de zay manao ratsy de gadraina.......
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.4973