TARZAN BOY , COMMANCHERO...tadidinareo ve ireny hira ireny?

1. lemenakely ( 26/12/2006 21:25)
Sendra mbà ni navigue aho no nahita ity site ity ka dia nahavariana ahy tokoa .Ka ireo hira t@ taona 80 avy hatrany no tonga dia notadiaviko ka presque hitako daholo, hiran'ny fahazazàna e!

http://www.youtube.com

ery @ moteur de recherche no apetraka ny mpihira dia avy eo ny hira,tsy mila misoratra anarana fa hita avy hatrany
oh: DEPECHE MODE- it's called a heart
DEN HARROW- future brain
BALTIMORA-tarzan boy
SCOTCH- take me up
MOON ray -commanchero
SANDRA-maria magdalena
ALPHAVILLE- sounds like a melody
CENTURY- lover why
VANILLA-paradise mi amor
SILVER POZZOLI-around my dream
MICHAEL JACKSON-beat it
ALPHAVILLE-big in JAPAN

sns.....

MAZOTOA MIHAINO ARY E..
2. cutie ( 26/12/2006 23:41)
mbola tadidy fa misaotra e :lol:
3. Fiffi ( 27/12/2006 19:30)
tena tadidiko koh an ! :)
4. fasaly ( 27/12/2006 21:26)
tena souvenir be mampahatqiaro ny fahazazàna ireny hira ireny! mbola vao mangalatra mi boum tamreny ka!:wink:
5. ikaretsaka ( 27/12/2006 21:38)
fasaly> hahahah tany @ eton sa tahiti?
6. ravatorano ( 28/12/2006 13:53)
fasaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1201