fa maninona kay ny gasy

1. bazylou ( 28/12/2006 00:07)
notsy maintsy mangataka sy mandika vilana ny hafa foana e?? tsy mahavita tena fa ty maintsy omen dranona sy ranona vola sy hevitra foana vao manao zavatra!!
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 07:36
2. sitlo ( 28/12/2006 03:01)
diso ianao
3. Robert ( 28/12/2006 03:51)
Raha omena an'i Bazylou izany ny fitondrana. De tsy milà FMI sy BM tsony izany...

Miombo-kevitra amin'ise za, jereo Cuba ohatra mba mety iany ny azy..

Fa miomana aloha i Bazylou fa hisy grevy goavana eto Madagasikara satria afaka iray taona de tsy hisy vola hampiasaina tsony: karama mpiasa mpanjakana(nefa ny smig tokony hampiakarina), tsisy vola hanaovana infrastructure...

Mety ny any Cuba satria tsy afaka manao grevy izany ny olona na hofaty noana aza, izay tsy mahantaty ka manam-bola kely de mitsoaka...

Mba diniho iany ry zalah ny tsikera atao...
4. Fiffi ( 28/12/2006 10:04)
tsy ny gasy hiany no mila an'zany kah ! na ireo firenena matanjaka aza mbola misy ary ihisy foana ny fanampiana...
5. aigredoux ( 28/12/2006 11:05)
Saingy ny gasy refa mahazo tsy mba mahay miarin-doha. Zay no maha-samihafa azy @ firenena mangataka rehetra.
6. sipagasy ( 28/12/2006 13:54)
miombon-kevitra @ i aigredoux indray aho @ iny aloha , ny hameno pôsy foooooooona
7. lapino ( 28/12/2006 14:41)
Raha omena an'i Bazylou izany ny fitondrana.
Ko tsy loza ? :roll::roll:
8. pissoa ( 28/12/2006 15:02)
:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 28/12/2006 15:17)
lapino: :-D:-D:-D
10. bazylou ( 28/12/2006 23:19)
izahay aloha raha tafiditra eo tsy mila izy bm sy fmi e!! mazava ho azy!! jereo ireo foana no mampitombo ny trosanao ao!!
11. ravatorano ( 29/12/2006 06:03)
lapino< fa aoana kosa no loza raha omena an i bazylou ny fitondrana mety hiova tampoka anie lery fa voaterin'ireo manodidina azy d izy indray no hisolelaka any amin 'ireo mpamatsy vola ireo eh
za manoka aloha mety hanohana an i bazylou ihany raha homenareo fitondrana izy mba hijerevako ny adiny indray e=D=D=D=D
sa ahoana ry akama mlay mafinaritra b ah^:^^:^^:^
:wink:
12. ikaretsaka ( 29/12/2006 06:08)
Miombo-kevitra amin'ise za, jereo Cuba ohatra mba mety iany ny azy..


mety tokoa ve?:roll:
mila manontany cuban zany
13. bazylou ( 29/12/2006 21:18)
omeo anay e !! dia ho hitanareooo
14. mirana5 ( 29/12/2006 22:29)
FAUX, tsy ny GASY ihany fa ny fitondrana rehetra é:cry::cry::cry:
15. niryna ( 30/12/2006 01:46)
Dia ho tianareo ve ny mpitondra efa taona maro toy ny ao cuba mbola eo ihany? Tadidiko hoe ny ankizy amin\'ny taona 2000 mpanangana ny ho avy aiza akory,Andao hitady hevitra dia mba omena hevitra ry zareo sa ahoana,toa tsy misy mihaino angamba o.Tena mijaly kosa aloha isika e,mijery ny firenena kely noho ny tena ny tena ary vereziny lavitra mihitsy,jereo ange ny filipina e ary isika misy hitovizana ny tarehin\'ny olona any,mandroso ary izay zavatra misy eto amintsika misy any koa saingy tsy manafatra avy any ivelany izy fa eo an-toerana ka mora ny zavatra na mafy koa aza ny fiainana any.Misy fandrosoana be ry zareo
16. Favory ( 05/01/2007 05:30)
Tena diso ianao, satria ny gasy anie anisan'ny olona mahay indrindra eto antany fa saingy tsy ampy sosy anaovana recherche fotsiny, fa ramisy sosy tsika tena mahavita zavatra betsaka ary tena lasa anisan'ny puissance mondial angamba8)
17. Fiffi ( 09/01/2007 07:36)
bazylou:
omeo anay e !! dia ho hitanareooo
:-w:-w:-w


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1296