mazotoa daholo de hendre tsara daholo...

1. diamondra27 ( 23/12/2006 08:29)
Fa tena misy zavatra hatao dia repotra be ka sao tsy mahita ahy eto ny FAN de diamondra27 dia malahelo:(.

Tsy manadino anareo akory fa mahatsiaro lalandava.

Dia mirary fety sambatra ho an'ny namana tsy nakanavaka.

Dia mahaiza mifankatia fa aza miady 'zany ho'aho, de aza be fialonana, de manaova tsikera mampandroso.
etc etc...

totofy: tsara be le sôkôla:miam::miam:
fiffi: mazotoa
fasaly:bitsiho moramora ihany aho
salmo:mampamangy any @ xxx
sitlo:mahereza
Aino: anehoy sary vaovao indray zahay @zao noely sy bonne année zao
pissoa: mahereza @ fianarana
cutie: bizoroka be:-*:-*
soanja: ataovy masaka ny sakafontsika



miantra, bobone, prime, twincam: tsy manadino fa tena gros gros bisous :-*:-*:-*:-*

hassa,zefalah,miarina: veloma any an-tany lavitra any
kitjo: mampamangy ny fianakams any dago

namana karajia koa: !oroka daholo

de miala tsiny @ hafa ze tsy voatanisa fa be de be

novalian'i bobone ny 23/01/2007 07:46
2. diamondra27 ( 23/12/2006 08:31)
fasaly: miala tsiny fa mivoaka ho azy le mitranga lela nefa tsy io no nataoko fa hoe: "bitsiho" :-D:-D :b andrana raha mety

3. diamondra27 ( 23/12/2006 08:34)
:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b
toa mahafinaritra ny manao an'le izy fa mipoitra
sambasamba

miala tsiny fa HS

Misaotra anareo rehetra ni-supporté ahy dia miala tsiny raha nisy tohina t@ teny nataoko.
Tiako mba "madio" manko aho fa hiditra taona vaovao, taona mampiova zavatra @ fiainana.Ary mifona.

Izaho manokana aloha dia tsy misy olona tsy tiako eto afa-tsy xxx rehefa mi-abuser.

4. fasaly ( 23/12/2006 08:35)
gaga aho mantsy hoe ary toa izaho irery no nitrangàna lela:roll::-D mazotoa indry de manaova fety sambatra e! zay moa ho aiza fa eto ihany e!:wink:
5. diamondra27 ( 23/12/2006 08:37)
ok ok fasaly a!
hihihihi tsy fanahy iniko io e!
6. xxx ( 23/12/2006 10:32)
Hihihi - ho aiza, ho aiza indray ianao ? :-D

pissoa: mahereza @ fianarana

Saotsa e ! Tsy mianatra tsony zao no lamaody fa efa miasa sy mikarakara tokantrano :°):-D

Lainga mantsy fa hazoto be zah e :wink::-D
7. Fiffi ( 23/12/2006 13:01)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
de manaova Noely sambatra daholo ! :-*:-*:-*:-*:-*:-*
8. cutie ( 23/12/2006 20:28)
DM:-*
Mazotoa @ ze atao
9. diamondra27 ( 26/12/2006 11:35)
misaotra ny namana namaly sy nanome courage e!

dia angamba 3 andro sisa dia tsy afaka mamaly ny dinika nataoko intsony aho nohon'ny fahateren'ny fotoana.

Raha tsy tratra dia manaova fety sambatra daholo.
Taom-baovao finaritra

(l):-*:-*:-*:-*(l)
10. bobone ( 23/01/2007 07:46)
:D=D=D
mankasitraka Diams an!
Ho fenointsika tsiky hatrany ny taona vaovao ! na de samy mandalo fitsapana aza ny tsirairay!!!
Mino ary tena mino fa fifankatiavana maharitra no hanjaka amintsika namana rehetra tsy hankanavaka ato @ sera2 , tsy hifanaratsy fa hifanampy @ lafiny rehetra! na ara-kevitra na ara-pomba, na aram-panahy na ara-nofo e!, mananatra, maneho fitiavana feno sy madio!

Mankasitraka:):)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0437