Misy firenena hafa mahazo tombony ve raha mikorontana i Dago
1. lapino
(
23/12/2006 04:58)
Izay, eo amin'ny lohateny daholo :-)
Misy firenena hafa mahazo tombony ve raha mikorontana ara-pôlitika i Madagasikara ?

répondu par lapino le 28/12/2006 07:37
2. fijo
(
23/12/2006 05:21)
ny hita taratra aloh aizao,dia i frantsa no mety ahazo tombony.
ny antony dia manomboka very izao ny herin'ny frantsay any an tanana."vao hitako fa hatomboka any amin'ny kilasy majinika ny fampianarana teny anglisy"
efa miha maro koa izao ny manampahaizana vokatra avy any USA,io no tena mampahatahotra ny frantsay.
ary farany dia eo ity resaka solika izay toa efa mihatsinjo ity,ka raha milamina ny tany,dia ny bekintana no hiara migoka an'io amin'ny gasy.gay gyagy amaty aho zanataniko fahiny

3. lapino
(
23/12/2006 06:24)
:-w:-w:-w
Misy ifandraisany amin'ny tentatives-na korontana ao anatin'i Madagasikara ve io firenena io ? Aiza i Colombo ? 8)
Ozizy moa ny fitenin-dry zareo izay : "On ne change pas une méthode qui gagne"
Tamin'ny nanjanahan-dry zareo antsika, dia izay ilay fika : Borosio avy any amin'ny sisiny hifankahala, dia ny malagasy ihany no asaina manafika ny malagasy ... ... ho an'ny frantsay.
Ka moa misy ifandraisany amin'ireo mitady hanakorontana ve izany ? Aiza i Colombo ? :roll:

4. bazylou
(
23/12/2006 07:31)
tsy ho tafala mandrakizay amin'ny frantsay ny malagasy sy Madagasikara!!
Feno dia feno ny hahazo tombony rehefa miady an trano ny gasy!! frantsay, usa....

7. Fiffi
(
23/12/2006 21:14)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
9. jentilisa
(
27/12/2006 05:59)
mahazo tombony ihany anie ny frantsay amin'ity fitondrana ity e! ny Colas no tena mahazo tombony tsinona!!!
10. lapino
(
28/12/2006 07:37)
simp > ka hoe iza no mahazo tombony amin'ny korontana ilay resaka. Raha mahazo tombony amin'ny korontana koa ny bekintana (na firenena hafa koa) dia mba hazavao ohatra ny nataon'i fijo io hoe.
jentilisa > vato iray ve dia mba ho ampy :-P