Mamely Razakarimanana
1. jefra
(
23/12/2006 12:47)
Misy interview ndRazakarimanana nivoaka tam LGDI, itovizako fijery aminy:
Nokianin'ny Jeneraly Razakarimanana ny Jeneraly Ranjeva hoe:
"Tsy ny Jeneraly Ranjeva mihitsy no hanome lesona ahy satria ny nataoko hatrizay dia (...) tsy mba toy ny azy izay niaro tombontsoa fotsiny hatrany ka tsy mahagaga raha minisitra hatrany izy tam Ratsirahonana, Ratsiraka dia izao Ravalomanana".
Dia raha nanontaniana momba ny fanoherana ataon'i Lahiniriko izy dia namaly hoe:
"Nihevitra ny filohan'ny AN taloha fa handresy dia tsy niaraka taminay, fa azoko antoka fa manenina izy ankehitriny satria raha 13 niatrika 1 dia ho nohafahafa noho izay hita ankehitriny ny fandehan-javatra".
=D=D=D
Ilay tokony ho nivondronany/nampiaraka feo no tehafiko, fa ilay milatsaka nefa tsy manaiky ny lalana nitsofohana, tokony izay tena tsy niditra sehatra indray no manome lesona.
Raha mahay maka lesona ireo dia tokony tsy hifandatsa izao, fa hifandray tanana hanomana miaraka ny dingana manaraka: Antenimiera (izay mandresy eo no mitantana).

novalian'i hearty ny 23/12/2006 23:38
3. jentilisa
(
23/12/2006 14:46)
raha niaraka tamin-dry zalahy talohaloha kokoa i Lahiniriko dia 5% no azony fa ity aho eto!
4. madera2
(
23/12/2006 17:44)
@ manaraka no manao misy² fa ho hita eo ny tohiny , miandry fampandrosoana haingana ny vahoaka malagasy fa tena efa maray mafy mihitsy , ny delestage mbola maely , ny tsy fandriam-palemana efa tsy hay ho lazaina , ka tokony ho manaitaitra ny mpitondra ny mpanohitra fa tsy lasa zao raha mbola mitohy ny fahantrana be eto dago zao
5. tezitra
(
23/12/2006 17:50)
Exonération douanière de 1996 accordée par l'ancien Premier Ministre Norbert RATSIRAHONANA à TIKO pendant cinq (5) ans pour un montant estimé à 750 milliards de FMG, et prorogée sans base légale par la Chambre Administrative de la Cour Suprême jusqu'en Juin 2004. Et après ? …
Non paiement d'impôts de l'ordre de 250 milliards de FMG réclamés par la Direction Générale des Impôts de la Vice-Primature de Mr Pierrot RAJAONARIVELO en 2001, et incendie volontaire, sur ordre de Marc RAVALOMANANA, du Bureau de Comptabilité de TIKO à Tanjombato pour échapper à toute vérification du fisc.
DIA TOHIZO NY LALANDRIRININA

6. Fiffi
(
23/12/2006 21:13)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
7. hearty
(
23/12/2006 23:38)
Tsara alou raha misy hevitra samy hafa koa eto @ tanana fa tsy hoe rehefa manohitra dia ratsy foana na hoe rehefa mpitondra de tsara foana e
Sa akory !
Saingy mba objectif kosa refa manohitra e
Manaova fety sambatra daholo eh(l)