Betombokatsora
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
1. soanja
(
20/12/2006 20:48)
Hono hoy aho nisy an'izay angano hor Betombokatsoro izay hoa tambola kely. Sao mba misy mahatadidy azafady. misaotra mialoha.
novalian'i soanja ny 25/12/2006 21:23
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
3. sipagasy
(
21/12/2006 18:24)
mmhhh tena miala tsiny fa tsy mbola haiko na henoko indray io nefa aho mba manana boky angano ihany e!!! miala tsiny e!
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
4. soanja
(
21/12/2006 18:38)
Ok Sipagasy misaotra aky na izany aza an. :-*:-*:-*
Misy an'i Imbahitrila ve ny boky anganonao?

![](https://avatar.serasera.org/fbc2a9049370f085bffb36e620591411.jpg)
5. Rasiligaoma
(
22/12/2006 17:12)
I Be tongomboatsoro no fahalalako azy ka asa raha mitovy na tsia
ilay olona marary vity (tongotra) no nahatonga ilay anarana.
RY zareo any Nosy Be no mahay anĂo fa toa angano avy any io
ilay olona marary vity (tongotra) no nahatonga ilay anarana.
RY zareo any Nosy Be no mahay anĂo fa toa angano avy any io
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
6. soanja
(
22/12/2006 19:14)
De miandry ny avy any Nosy be hitantara zany aho fa misaotra Rasiligaoma. Le Mbahitrila koa avy any Diego ny angano.
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
7. ikaretsaka
(
22/12/2006 23:55)
toa izay tokoa io tantara io raha tsy diso aho.
toa kotringa ilay ranamana dia mpitendry valiha izay koa.. dia to manana pouvoir mahalala ny ho avy koa angaha izy izay @ alalan'io valiha io.
de nanana bavy 2 izy novadiana Rakakabe fa ireo baviny ireo tsary nisy nahalala hoe rakakabe ny vadiny fa izy ihany no nahalala.
ny plan an le rakakabe roalahy anefa dia ny hihinana an'izy rehetra rehefa matory
dia niteny t@ ny baviny @ zay i betongomboatsoro fa tsy ninoan-dreo dia farany nino ihany ireo dia lasa nitsoaka amin'izay izy mianadahy avy
dia nenjehan ' rakakabe ry zareo dia saika tsy avotra ngamba izy izay (eo no tsy taddiko tsara tsony..) fa nosy be t@ izany mbola karazan'ny pointe nitambatra t@ madagasikara dia saika hoe tapi dalan-kaleha tao ry zareo
dia nalain'i betongomboantsoro ny atody dia natsipiny t@ tany dia lasa nivadika ranomasina nanasaraka an'i nosy be sy ny mainland.
toa ohatrohatr'izay izy io...
Tsary hatrany Nosy be aho fa nisy nitantara tamiko tamin'ny mbola kely io

8. soanja
(
23/12/2006 23:34)
Waaouooo Misaotra an'Ikaretsaka.
Efa azoko ampiasaina io na tena izy na tsy izy zany sa tsy mety? Mahazo alalana ve zah hampiasa an'io, Ika?
Toa misy angano mitovy amin'io mantsy ato amiko nefa nasiako hira miaraka aminy. De ampiako an'io resaka atody sy Nosy be io fotsiny. Le ato amiko mantsy rakakabe toa voay. Ary tsy roa lahy le Voay fa iray ihany saingy te hihinana azy roavavy ihany , miaraka amin'i Betombokatsora. :-*:-*:-*:-*
Efa azoko ampiasaina io na tena izy na tsy izy zany sa tsy mety? Mahazo alalana ve zah hampiasa an'io, Ika?
Toa misy angano mitovy amin'io mantsy ato amiko nefa nasiako hira miaraka aminy. De ampiako an'io resaka atody sy Nosy be io fotsiny. Le ato amiko mantsy rakakabe toa voay. Ary tsy roa lahy le Voay fa iray ihany saingy te hihinana azy roavavy ihany , miaraka amin'i Betombokatsora. :-*:-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
9. ikaretsaka
(
23/12/2006 23:46)
soanja> tsy maninona e.. natao hozaraina ange ny zavatra toa ireny!
Raha mahasoa olona dia ampiasao dia zarao
Raha mahasoa olona dia ampiasao dia zarao
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
10. soanja
(
24/12/2006 00:05)
ikaretsaka:
soanja> tsy maninona e.. natao hozaraina ange ny zavatra toa ireny!
Raha mahasoa olona dia ampiasao dia zarao
misaotra indrindra Ikaretsaka.
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
11. ikaretsaka
(
24/12/2006 04:02)
soanja> euh.. ni meditate de niezaka nitadidy an le izy ahako fa toa afaka miovaova tokoa ilay rakakabe raha tsy diso ahako
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
12. soanja
(
25/12/2006 21:23)
ikaretsaka:
soanja> euh.. ni meditate de niezaka nitadidy an le izy ahako fa toa afaka miovaova tokoa ilay rakakabe raha tsy diso ahako
Raha hazavaina ny Rakakabenao ry Ika dia tahaky ny ahoana azafady?
Izay manko no nandraisako ny voay satrai tsy mila hazavaina intsony ny toetotram-batany sy ny sainy. Misaotra:-*