any izy izay

1. sitlo
(
20/12/2006 19:51)
Ho an'izay olona izay.
http://www.dailymotion.com/tiavideo/video/xju05_sakelidalana-ankalakely
http://www.dailymotion.com/tiavideo/video/xju05_sakelidalana-ankalakely
novalian'i Sentolava ny 22/05/2007 15:33

2. xxx
(
20/12/2006 20:04)
tsy fantatra intsony hoe lasa inona ity forum ity fa toa samy mandefa clip kely natokana ho an'olona iray.

4. kelly13
(
20/12/2006 20:18)
ontsoooo hay v mba manapitiavana ity sitlo ity e!!!! d iza no mba tinao hono?? crayon sa regle sa trousse? mdrrr je wiggoolleee

7. fasaly
(
20/12/2006 20:51)
ountsoooooo malahelo anlay malalany ndray i sitlo
iza lay malalany lay pensily hazo ve:cry::-D:-D:-D
iza lay malalany lay pensily hazo ve:cry::-D:-D:-D

11. xxx
(
20/12/2006 21:23)
ndry!!! tsara iny hira iny misaotra!!!hay mba malelo ilay malalany ihany i sitlo. za koa leitsy mba lavitra azy de malelo an...any izy zay...

12. sitlo
(
20/12/2006 21:27)
hahaha, kay ve eh
Te ho any aho mba hitsena anao nefa tsy afaka mankany
Tsy ho any fa ato an-trano ato no hamisavisa irery
Ny fahatongavanao
Satriko ny hahita anao anio dia anio
Taona maro isika tsy nifankahita fa nianatra ianao
tany ampitan-dranomasina
Fiv:
Fitiavanao rehetra raha mahita ahy mankany
Hanome tsiny ianao hoe
Fitia diso fiantefa
Ny lobako efa rovitra
Ny pataloha feno tampina
Ny kapa tapatapaka
Ny satriko maloto
Aleoko ihany mijanona eto, aza omena tsiny aho
Ny foko ho anao tsy rovitra toy ity lobaka ity
Fa mbola feno fitia
Ho avy ianao, rehefa an-tanana dia hoampiatranoiko.
Ao an-trano bongo no andraisako anao eo ambony ankalakeliko,
No hibanjinako anao.
Ny Sakelidalana

16. fasaly
(
20/12/2006 21:31)
ountsooooo! tohina be zà mamaky anlay hire:?:cry::(any zay malalako zay:(

18. diamondra27
(
21/12/2006 12:54)
sao de mba ho ahy ary io :oops::oops::oops: lol
siora aloha fa ho an'ilay olona iray lasa nianatra any ampitan-dranomasina izany ilay izy e!
efa communication ihany izao fa mety e!
ataovy ze mety mba hikolokoloina ny fitiavanareo.
=D=D
:-*
siora aloha fa ho an'ilay olona iray lasa nianatra any ampitan-dranomasina izany ilay izy e!
efa communication ihany izao fa mety e!
ataovy ze mety mba hikolokoloina ny fitiavanareo.
=D=D
:-*

19. kelly13
(
21/12/2006 13:30)
sitlo>ka tsy mande fa loading efa ho adin'ny zato d makaleo na ny mahita le izy mihodikodina nefa tsisy n'inon'inona miseo akory kou :b:-D

20. xxx
(
21/12/2006 16:41)
malalan'ny xxx ve hoy i fasaly, any izy eee, any dago any, fa i xxx no lasa lavitra be aty amérique du nord, tsy manadino azy na eo aza ny elanelantany.
misaotra an'i sitlo t@ le hira. any izy any...
misaotra an'i sitlo t@ le hira. any izy any...