any izy izay
22. Stretch
(
21/12/2006 23:32)
Sitlo > sao de mba za ?
aleo ihany manotanitany foana hono , sao mba
ontsa erya naheno lay hira .
de efa mitalao mafy ery reto izy .:cry:
aleo ihany manotanitany foana hono , sao mba
ontsa erya naheno lay hira .
de efa mitalao mafy ery reto izy .:cry:
23. sitlo
(
22/12/2006 01:50)
hahaha, ianareo ireto mahita izay hampihomehy. Izaho manembonembona iny avy no nihomehy tsy fidiny.
Aleo aloha henoina indray ilay hira dia manembonembona indray fa ohatra ny misy fafiny hafahafa ilay izy. :wink:
Aleo aloha henoina indray ilay hira dia manembonembona indray fa ohatra ny misy fafiny hafahafa ilay izy. :wink:
24. fasaly
(
22/12/2006 06:57)
tsara fafiny enao ra sitlo fa sao mila rangitina ny lohan'i pensily hazo aloha ka tsy hanenmbona an'i sitlo:roll::roll::roll:
fa hono wa, fanagasina anlay stylo ve lay sitlo:-D:-D:-D
fa hono wa, fanagasina anlay stylo ve lay sitlo:-D:-D:-D
26. Sentolava
(
22/05/2007 15:33)
Salut!sao dia mba misy manana an'io hira io nareo fa tiako be ilay izy! Nitady aho fa tsy nety nahita!
