hira

1. tojo ( 18/12/2006 00:01)
Salama!
Mba mila ny tononkiran' i Ambondrona Miandry anao ra azo atao fa mafinaritra ahy iny hira iny
de misaotra anareo manokana nahafoy tena sahady
bye
novalian'i Fiffi ny 18/12/2006 06:01
2. Fiffi ( 18/12/2006 06:01)
miandry aho sa miandry anao ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2850
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594