Tia mpampianatra

1. xxx ( 18/12/2006 13:32)
Arak'ilay hiran'i TEmpo gaigy hoe "Ramose moa namako ô , ramose akamako ô";
Saika mba hanontany anareo aho hoe , efa "tomber amoureuse na amoureux" na mpampianatra ve nareo?

za nisy prof nay zay , efa afaka bac aho, de efa teny amin'ny ambaratonga ambony , bôgôsy kely izy an , de izy koa kay nahatsikaritra ahy! fa tsy nisy nin nin fa niara-nandende sy ni-garder contact tsara fotsiny!
novalian'i lila ny 21/12/2006 10:13
2. Fiffi ( 18/12/2006 13:34)
hummmmm.......:)
3. Aino ( 18/12/2006 18:27)
xxx betraka ny olona tratrany izany!! indrindra fa pampianatra le mbola tanora sy bogosy araky ny lazainao hireny!
4. simplex ( 18/12/2006 18:43)

xxx,

Davy kely ao @ eco ve zany ? :°)
5. jhouhlambout ( 18/12/2006 20:06)
:@ dia ... rehefa tonga ny interro... aza atao...
Réro! Zéro!....
6. cutie ( 19/12/2006 01:39)
za njay tsy za no tara fa le prof no tara :-D:-D:-D
7. sasa ( 19/12/2006 05:39)
ny an'ahy koa toa le prof no tara tamiko, fa nanahirana fa lasa halan'lery mintsy za tao ampianarana, na d nahay be aza d nilany vaniny foana.
8. xxx ( 19/12/2006 08:11)
ka nena anie , sady tiko le prof , mahafatifaty sady mbola jeune kely mints , de tsy aritra ery ny hahita azy!! de le prof kou mo kay tia ana !! de refa avy eo refa nanao stage zay , de izy no encadrant ko , fifandrifinjavatra , de vao maika nihona foana !! fa bôgôsy lou izy zay e! marina e!!!
9. Imahaka ( 19/12/2006 09:21)
za ratsy tarehy be fa mahazaka mpianatra manja foana :P
10. jhouhlambout ( 19/12/2006 09:44)
:-D
11. Zina ( 19/12/2006 16:40)
Tsy mba niseho tamiko ilay izy...
12. xxx ( 19/12/2006 18:37)
Izaho vao nivoaka ity dia novaliako fa saingy nikoinsss dia tsy lasa kay.

Efa hatry ny ela no fantatra fa ny mpianatra dia mora tara amin'ny mpampianany. Ka ireto misy tranga vitsivitsy mety ahafahanao mieritreritra.
1- Any Etazonia ny mpampianatra sy ny mpianatra dia tsy mahazo miresaka fitiavana mihitsy. Raha mpampianatra vaovao aza moa ianao tonga dia voaroaka mihitsy.
2- Nisy namako izay avy any Filipine, dia tara tamin'ny mpampianany izy, dia nivady mihitsy ry zareo taty aoriana.
3- Nisy mpiara-mianatra tamiko izay tany Ankatso dia niaraka tamin'ilay profinay izy (izaho aloha tsy nahita fa nalaza tao am-pianarana ilay izy, ny namany akaiky mihitsy no nitantara), dia niaraka, dia firaisana, dia nisaraka (ilay prof efa manambady amin'io), dia avy eo anefa tsy afaka fanadinana.
4- misy mpiara-mianatra amiko tany Ankatso mampianatra izao no ataony, fa dia mikoty mpianatra no fialamboliny.
13. pissoa ( 19/12/2006 20:35)
Imahaka:

za ratsy tarehy be fa mahazaka mpianatra manja foana :P
Prof de maths ngah Imahaka :oops::-D:-D:-D:-D:-D


14. lila ( 21/12/2006 10:02)
za tam nianatra teny am université dia potika be tam zay prof iray zay, de izy ko tara tamiko ary ny mpiaramiantra rehetra naharaka hoe izy potika tamiko de nanala be anay, fa lery efa manambady de tsy sahy aho.
de am zao a lasa mpampianatra sady mbola tsy manambady dia indraindray misy mpianatra tara amiko, fa kay tsy de mahafinaritra loatra ilay mampatara mpianatra.
15. lila ( 21/12/2006 10:13)
ny tena tadidiko, am le matière an lay prof dia mazoto mianatra be mintsy, mahavita devoir foana, milamina foana ny cahier am zay de eo amiko foana ramose no mijery, tsy tara fidirana mintsy fa maika hahita anazy, mahay ao ampianarana sitrany ahay za foana no adini-ndramose sady am zay a tsy bedy mintsy( mitady 19 e). sambatra ery a refa mahazo tsiky kely avy aminy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4502