izany ny vali-kafatry ny mpanihotra
1. sitlo
(
18/12/2006 02:44)
inona izao no noeritreretinao io ho hite tato? :-D
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:49
2. kitjo
(
18/12/2006 04:17)
:-D
tsy ohatra an'io ka!
ohatra anty :oops: sy :cry:
fa saingy mbola miseho milay ihany ohty:twisted:
nefa efa :{ no :evil:
any @ Francophonie no mitonatonana sisa!
tsy ohatra an'io ka!
ohatra anty :oops: sy :cry:
fa saingy mbola miseho milay ihany ohty:twisted:
nefa efa :{ no :evil:
any @ Francophonie no mitonatonana sisa!
4. jigs
(
18/12/2006 08:29)
maninona raha miseho hoe inty zaho mpanohitra fa tsy mampe ohatra an'izao zao!@ zay tonga de tsy misy menatra izany e! sa ...
ho tohizako io rahampitso fa mbola misy mitady vety² za
ho tohizako io rahampitso fa mbola misy mitady vety² za
5. fiderana
(
18/12/2006 10:50)
sitlo>>=))=))=))
aza mba mampihome ho'aho, hataovy any @ an-tsikana sy lalao io fa milay be!:lol:.
inona izao no noeritreretinao io ho hite tato?
aza mba mampihome ho'aho, hataovy any @ an-tsikana sy lalao io fa milay be!:lol:.
7. xxx
(
18/12/2006 16:02)
Ary mba mahaiza manoratra tsara fa tsisy dikany mitsy io "hite" nosoratanlà io, nandrason tshh
8. Aino
(
18/12/2006 18:14)
hihihihihi izaho koa mba voakihina faona @ ilay tsy mahay manoratra.:lol::lol:
