sao dia mba tsary mety
1. bazylou
(
18/12/2006 12:09)
ihany ity fanenjehana gosy droite ity ry timm!!! sao dia mba lasa guerre tribale io vao gaga ianareo!!!
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:54
2. xxx
(
18/12/2006 12:50)
aoka ré ty resaka fiavina ity fa jaojoby,njakatiana,ndondola gasy daolo ireo ary hakanfizintsika malagasye, iray tsy mivaky ny gasy fa tsy hoe,sinoa na karana na anglisy e, gasy dia gasy,teny malagasy,fomba-gasy,ok,ranomasina no mifehy ny malagasy,:-*
3. kitjo
(
18/12/2006 12:56)
h@ izao aloha tsy hitako izay tokony idiran'ny gera tribaly e..
ianareo sy ronaldo zao no mihirahira an'io ato foana manitikitika ny olona
resaka fisamborana tsotra toy ny fanaovana zavatra tsy mety rehetra io
ka na misy olona avy ao Tana aza ka nandray anjara koa, tokony samborina any koa!

5. xxx
(
18/12/2006 14:39)
ka avela hanakorontana sy hanao ny adalany daholo izany ve?????mitovy fisainana ianareo izany ry namana!ny mpanakorontana no tena fahavalo fa mampiady ny malagasy, ianao io koa, ataovy fa ho samborina koa ianao fa tohizo, ampy izay, ny seza no tsy azo koa ny malagasy no ampiadiana??????
6. bazylou
(
18/12/2006 15:30)
dia hifampisambotra sy ho maimbo ra hatrany izany isika mianakavy ko!!!!
Sady inona koa moa no ho vita amin'ny fisamborana lava izao e!!?? hoy ilay bandy atsy amin'ny ambasady hoe ""merinisation izao no atao"".......asa angaha
Sady inona koa moa no ho vita amin'ny fisamborana lava izao e!!?? hoy ilay bandy atsy amin'ny ambasady hoe ""merinisation izao no atao"".......asa angaha
8. Tanora
(
18/12/2006 16:30)
hitanao izany toe-tsainao izany?ny hifanenjika!!!!!manahirana ny manazava aminao fa ny olona izay manakorontana sy minia ny adim-poko no samborina dia ho saziana,ianao koa anisany, asio fahendrena ry rahalahy ny fiainana, izahay mpanao lalàna tsy manasazy hafatsy ireo adala manimba ny fiaraha-monina eto madagasikara,izao ve no resakareo eto @ serasera?tokony heverin'ny mpandrindra izao fa manahirana,
9. xxx
(
18/12/2006 16:32)
:arrow:asa zareo ra-adinonareo ny dingana bé nataony jack-syla fa izy no teo ambony auto nanagan-tanana hamonjy ny malagasy sy ny mponina,voilà l'homme-tsy mitsaoka ady fa mandray ny adidy,avy aiza moa izy iny:?:
11. bazylou
(
18/12/2006 21:48)
dia aleo ary samy hahita e!!rehefa hifanenjika foana ve ny saka sy ny voalavo , tsy ho hita eo ny kibay amelezana azy!!
Tsy msiy resaka fandranitana eto fa ianao nomahan mboalohany!! milaza fotsiny aho faraha samyhifanenjika foana dia hogisitra ihany !!dia rehefa tafala eo le8 dia iza ary nohanenjika azy ??
ny betsileo sa ny any toliara sa iza??

12. andratax
(
19/12/2006 04:52)
io ilay efa nolazaiko e
tsisy fika nareo Mpanohitra dia any amin'ny adim-poko
indray no kitihina ny Gasy hoa Tsary zefa ka hanaiky izany eo .
tsy efa mba ampy ve ny 11%max ho anareo e!
ovay fombanao raha te hahazaka vahoaka ianareo fa mbola zany resaka ady izany tsary tafa mintsy nareo
:roll:

13. BloodTitan
(
19/12/2006 05:36)
Raha ny atokon'ny Bazylou no eo am fitondrana de lasa paradisa gasikara, satria ry zareo irery no manana hevitra tena tsisy fitiavan-tena, mandat 1 iany de Edena le nosy malala.
14. Fiffi
(
19/12/2006 05:43)
ny tena olana nage de io tsy mba mahay mionina io eh ! le izy ange tsy maintsy misy ny mpandresy ary tsy maintsy misy ny resy eh ! ka maninona no hitarina an'zany hoe fanenjehana sy famonoana sns...zany ?
15. Ranavalomanjaka
(
19/12/2006 07:23)
Ny ataonao zao ry bazyly no tena "tsary mety" a! Ianao ngamba mbola tsy tena olom-belona fa ny biby mantsy no
tia miady antrano!
Isaky ny misokatra ny vava de raha tsy foko de fiaviana
de fanakorotanana de fialonana.Manin zao ra tena tia tanindrazana laisany ra soso-kevitra no omena mba hanatsarana ny firenena na ny isam-batanoul.
ARY TSY NY TIM RY V NO MANENJIKA FA NY LALANA A.

16. fiderana
(
19/12/2006 07:59)
Ranavalomanjaka>> tsy ny T fa ny L ?=D=D=D=D
de ilay V= vonjy iray tsy mivaky , zah koa Vonjy iray tsy mivaky,hihih!:-D:-D:lol:
, manja ê!
de ilay V= vonjy iray tsy mivaky , zah koa Vonjy iray tsy mivaky,hihih!:-D:-D:lol:
, manja ê!
17. anare
(
19/12/2006 09:16)
Dia valalanina aho aminy Baz. Zahay aloha tsy hiady e ! Oviana moa no tsy efa nampiasaina foana io resaka dimpoko io teto amintsika e. Hatramizao aloha dia tsy mbola niady ny foko.
19. xxx
(
19/12/2006 11:11)
;-)adi-poko inona ary,betsileo,sakalava,bezanozano,sianaka,merina,betsimisaraka,antaisaka ,vakinakaratra,antaifasyetc,iza ko nohiady foko eo fa samy gasy ireopole nord sy pole sud, ary samy gasy hoy njakatina basta:!:tsy marina vé izany,:^)
20. bazylou
(
19/12/2006 13:26)
aleo handeha hoaho fa ho hita eo izay gisitra sy lany andro miady antrano eo!!! izao na ilay tram way nomena fotsiny aza las tranon'akoho!!
refe i deba 1 no teo dia ny lalany no atao , izao zao le8 no eo dia ny azy indray no atao eny fa na dia mpiray petsapetsa aza ry zalahy!!
refe i deba 1 no teo dia ny lalany no atao , izao zao le8 no eo dia ny azy indray no atao eny fa na dia mpiray petsapetsa aza ry zalahy!!