sao dia mba tsary mety

21. fijo ( 19/12/2006 22:51)
tsy misy miady eo bazy an.enjehina fotsiny izay mandika lalana dia izay.tsy ady izany
22. kitjo ( 20/12/2006 08:48)
alefao ndray ny manaraka iomehezana bazy an!!
23. fijo ( 20/12/2006 21:57)
inona no hoalefany eo,fa ndry ko
24. kitjo ( 21/12/2006 05:47)
ka ry zareo tsy maintsy mahita zavatra kely foana holazaina koa..
oh lasa zany ny saiko oe ry zareo ireo zany d vaky loha be isaky ny hanoratra ato mitady hevitra oe in ndray no holazaina androany

sady ny voatsikaritro nddray oh andry tezitra toa tsy mamaky ilay hevitra novalian'ny olona fa misy zavatra tonga any antsainy any angamab d miditra ato fts izy manoratra hevitra vaovao na zay hevitra be mpitsidika d soratany ao fts fa tsy hainy akory oe in no resahin ol ao
25. fijo ( 21/12/2006 05:54)
ka rehefa tezitra ngaha mihaino olona iznay fa izay tonga eo am bava eo dia alefa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0993