Ny zaza kambana,misy toetra hitovizany ve sa...
1. niryna
(
17/12/2006 23:30)
Efa nahita ankizy kambana ianareo.Manao ahoana ny toetrany,mitovy foana ve araka ny mahakambana azy sa dia mifanipaka? Nahita zazalahy kely roa izay aho notantanan-dreniny amin'ny ilany avy.Eo am-piandrasana fiara aho no nijery ity lahy eo amin'ny havia ny renina feno rano ny pantalohany,nihodina havanana indray izy namely koa ilay kely.Maty ny fihomehezana aho satria ireo zaza tsy nisy nifampiteny.Iza no andeha hikapa hoy reniny,izaho hoy ilay iray,niteny tsy nisy hambahamba koa ilay iray hoe izaho koa.Ary dia lasa nitady kabone
Tantarao ary ny hitanareo.
Tantarao ary ny hitanareo.
novalian'i niryna ny 26/12/2006 02:48
3. miarina
(
22/12/2006 09:58)
Ny zaza kambana,misy toetra hitovizany ve sa... misy endrika itovizana
:lol::lol::lol:
:lol::lol::lol:
4. niryna
(
23/12/2006 01:48)
Misy olona tsy miteraka toy ny olona rehetra fa ampidirina any amin\'ny vatan\'ilay vavy ny tsiron\'ainan\'ny vadiny ary betsaka io any am-pita.Matetika anefa dia kambana telo ka hatramin\'ny valo.
5. niryna
(
23/12/2006 01:56)
Nisy mpivady fito ny zanany efa-dahy,telo vavy.kely toy ny felan-tanana ny roa ary ny rehetra dia normale daholo saingy kely tsy mitovy ny ankizy rehetra teraka.Samy manana ny toetrany izy rehetra ary feno fandriana ny trano iray manontolo,olona maro no mitaiza azy.Feno fito taona tamin\'ity taona ity izy fito mianadahy.Samy manana ny toetrany izy rehetra ary mahagaga fa fantan\'ny rar ny anaran\'izy ireo.
6. niryna
(
24/12/2006 23:45)
Raha tsy mitovy hono ilay kambana dia tsy mitovy koa izany ny toetrany,misy indray raha tsy miara-mipetraka aza izy dia misy toetra hitovizana ary samy mifampalahelo.
8. niryna
(
26/12/2006 02:48)
Maatetika dia ampanaovin\'ny rar akanjo mitovy foana ny ankizy kambana ka tsy manan-tsafidy iry ireo,rehefa lehibe izy ka anontaniana dia tsy tiany ka ilay atao mitovy foana