Noely tsy Alahady
1. soanja
(
18/12/2006 01:22)
Gaga hoa zah taty fa raha vao milatsaka tsy andro Alahady ny Noely aty aminay dia tsy misy fiangonana na fitompivavahana fa dia sakafo be any an-trano de samy miala. Toy izany koa ve ny any Eropa any azafady?
indray andeha izahay efa tratra fa dia nivezivezy eran'io fa nihidy ny fiangonana rehetra e. Afatsy ny Katolika ihany no misy fiangonana sady maresaka be.
indray andeha izahay efa tratra fa dia nivezivezy eran'io fa nihidy ny fiangonana rehetra e. Afatsy ny Katolika ihany no misy fiangonana sady maresaka be.
novalian'i soanja ny 27/12/2006 19:11
2. ikaretsaka
(
18/12/2006 01:51)
Ny fiangonana southern ka tsy katolika aty dia tsy mankalaza fety hafa tsy mitontona alahady:
ny Southern baptist, Methodist, COC, ICOC....
tsy haiko hoe haoana fa za koa aza mba gaga:roll:
ny Southern baptist, Methodist, COC, ICOC....
tsy haiko hoe haoana fa za koa aza mba gaga:roll:
3. soanja
(
18/12/2006 02:43)
Izay tokoa ve izany no izy satria izahay Pantecostal raha ara-taratasy fa tsy ankifidy rehefa any anaty.
5. soanja
(
18/12/2006 04:31)
exdadabe:
jereo le resaka noely fa hovaliko ao io
Sali Ex,
Nojereko tsara ny momba ny Noel resahina fa tsy mahavaly ny fanonataniako anefa.
Raha io lazainao io tokoa dia efa ela ihany no fantatro saingy ny zavatra tsapa ao anaty anie ry Exbedada no zavadehibe rehefa Noel e fa tsy ny datin'andro akory. Rehefa Noel aho dia vonono lavitra noho ireo fahavononako isanandro isanandro momba an'i Jesoa. Satria mahatsiaro an'ilay Jesoa zazakely indray aho. Sady Andriamanitro no sady tia ahy.
Ny fisainako dia noheveriko fa mitovy amin'izany daholo ny Kristianina rehetra dia izay no mahagaga ahy amin'ny fiangoananay. Ka maninona koa moa raha izany dia hajanona koa ilay sakafo be na fety be rehefa tsy handeha hiangona hankalaza ihany io andro io amin'ny fotoam-pivavahana.
Tsetsetar atsy aritra ny ahy iny satrai tsy lehibe tao anatin'io finoana io aho dia mba lasa saina ihany. :-*:-*:-*
6. Fiffi
(
18/12/2006 06:10)
hafahafa indray zany an ! heu...fa tsy le daty 25 Desambra zany no important fa le hoe Alahady ?
Raha ny aty frantsa aloha de tsy mampiova na inona na inona zany ! 25 Desambra , 25 Desambra hiany ! fankalazana ny nahaterahan'Jesoa.....
Raha ny aty frantsa aloha de tsy mampiova na inona na inona zany ! 25 Desambra , 25 Desambra hiany ! fankalazana ny nahaterahan'Jesoa.....
7. ikaretsaka
(
18/12/2006 06:13)
ny any fiangonana sasany aty US ao ampovoany sy tapany atsimo andrefana ao dia tsy ankalazaina ono ireny fetifety tsy alahady ireny fa tsy biblika hono
ny krismasy izany ny azy tsy ankalazainy rehefa tsy mitontona alahady
ny krismasy izany ny azy tsy ankalazainy rehefa tsy mitontona alahady
8. booboo
(
18/12/2006 07:11)
Ny fg sasany aza rehefa vacances ny mpianatra dia tsisy fotoam-pivavahana ihany koa kouh :°)
9. Fiffi
(
18/12/2006 08:13)
fa tsy ny fitsingeran'ny nahaterahan'Jesoa ve no tena tokony mavesa-danja ? heu...marina aloha fa samy manana ny azy tokoa ....
10. ravakanyaina
(
18/12/2006 16:18)
fa tsy ny fitsingeran'ny nahaterahan'Jesoa ve no tena tokony mavesa-danja ? heu...marina aloha fa samy manana ny azy tokoa ....
Ny tian'ny mpanoratra ho lazaina angamba dia ny hoe maninn no tsy misy fiangonana @ io 25 io nefa krismasy ho an'izay mankalaza izany krismasy izany,ny nahazatra sy mahazatra dia mivavaka sy manao fety any ampiangonana ny olona @ andro krismasy na ny 25 Dec nefa zany @ ity tsy mivoa ny fiangonana satria mitontona alatsinainy ilay 25Dec
11. cutie
(
18/12/2006 21:37)
De tsy haiko alou raha mivoha ny fiangonana aty aminay @io fa za koa efa ela be tsy niditra am-pengonana :oops:
sur za fa ny katolika misokatra @ io :lol:
sur za fa ny katolika misokatra @ io :lol:
12. ikaretsaka
(
19/12/2006 00:57)
fa rehefa tena te hande ka tsy misokatra ny anareo.. mankanesa any @ katolika ko.. ny any izany mivoha foana..
sa?:roll::wink:
sa?:roll::wink:
15. soanja
(
19/12/2006 06:41)
Rha ny faniriako dia any ry Karetsaka saingy izay le lalana n'ny fiainana e. N'aiza n'aiza dia mety avokoa. Fa tsy maintsy any ihany tokoa aloha ny hiafaranay zany koa zah mila mankalaza miaraka amin'ny ekipa mafonja.
Cutie a, isika rehetra dia mpanota avokoa. Fa raha tian'i Cutie ny hivavahako manokana ho andry dia aza manahy fa voaray ny fangatahandry. :-*:-*:-*
Enga anie mba ho white Kristmas fotsiny amin'io andro io de mba faly daholo ny rehetra.

16. jentilisa
(
19/12/2006 08:57)
Tsara mba halalinina izany toe-javatra izany ry soanja a! tahaka ny liana be aho amin'ilay izy! sa "mihemotra" ny fiangonana hafa? misy maromaro ihany manko ny olona avy aty Dago aty rehefa tonga any na dia protestanta aza dia aleony any amin'ny katolika satria any irery no tsy manaiky ny fanambadiana "gay". Ny maro amin'ny malagasy moa tsy mbola mahazaka ity resaka "gay" ity. Sady ao amin'ny baiboly rahateo tena miampanga io mivantana mihitsy!
17. xxx
(
19/12/2006 09:23)
Misy veillée ve nefa ny 24 ?
Raha misy veillée ny 24 dia mety disposition pratique fotsiny satria betsaka ny olona no tsy miangona ny 25 fa ny 24 no important aminy (sady miari-tory izy tsinona @ iny). Maro aty Eropa izao dia ny antitra ihany no mandeha ny 25 tsinona ohatra

18. cutie
(
19/12/2006 09:41)
Fa raha tian'i Cutie ny hivavahako manokana ho andry dia aza manahy fa voaray ny fangatahandry.
merci soanja:-*:-*:-*:-*
20. ikaretsaka
(
19/12/2006 12:41)
ka izany veilee sns sy krismasy 25 zany hono ny an'ny fiangonana sasany anie tsy biblika hono de tsy tokony asiana e:?:(:roll: