Noely tsy Alahady
41. soanja
(
27/12/2006 09:53)
Rasiligaoma:
mino aho fa nihidy aza ny fiangonana sasany dia afaka nankalaza ny noely daholo isika na tao am-pontsika aza
Arakao tsara RaSil.:-*:-*:-*
42. soanja
(
27/12/2006 09:56)
ikaretsaka:
[quote=prime]
ka ilay misy kristy ao @ tabernakla mijery lalandava azy ao kosa angamba no mba tian'i soanja jerevana ko..asa aloha r
Ny rehetra rehetra momba ny fiangonana dia tiako aby. Mampiakatra ny aingam-panahiko handray an'i Tompo ary mampifandray ahy amin'ny manodidina ahy.
45. ikaretsaka
(
27/12/2006 18:33)
ary hiaraka ihany reto olona ireto ktyyyyy!
fa resaka resaka fa ny fanahy no maha olona e....
fa resaka resaka fa ny fanahy no maha olona e....
46. soanja
(
27/12/2006 19:11)
ikaretsaka:
ary hiaraka ihany reto olona ireto ktyyyyy!
fa resaka resaka fa ny fanahy no maha olona e....
Aza miteniteny foana eo ianao ry Ika an. Mpianadahy ao amin'ny Tompo izahay tadidio hatrany izany.
