Noely tsy Alahady
21. mpanota
(
19/12/2006 12:43)
soanja:
Gaga hoa zah taty fa raha vao milatsaka tsy andro Alahady ny Noely aty aminay dia tsy misy fiangonana na fitompivavahana fa dia sakafo be any an-trano de samy miala. Toy izany koa ve ny any Eropa any azafady?
indray andeha izahay efa tratra fa dia nivezivezy eran'io fa nihidy ny fiangonana rehetra e. Afatsy ny Katolika ihany no misy fiangonana sady maresaka be.
Tsy voasoratra tao @ baiboly kosa angamba ny hoe mankamasina @ andro noely eh , tsy fandikana ny hafatr'Atra ve ny fanaovana an'izany eh , ary ny noely izany anieh fomba fitadiavambola ho an'ny fiangonana fotsiny ankehitriny eh (ao ambadik'io , ny mpitondra fiangonana no voky)
:twisted:
22. xxx
(
19/12/2006 13:06)
ikaretsaka:
ka izany veilee sns sy krismasy 25 zany hono ny an'ny fiangonana sasany anie tsy biblika hono de tsy tokony asiana e:?:(:roll:
Marina izany , ka izay no lazaiko hoe resaka organisation fotsiny izany ilay izy
Tsy hoe "tsy tokony" fa "tsy voatery"
23. Rasiligaoma
(
19/12/2006 15:00)
na tsy tokony na tsy voatery.. efa tsy misy izany ko.
efa ao ilay kianteny "tsy"
aleo aloha ilay misy e
efa ao ilay kianteny "tsy"
aleo aloha ilay misy e
24. xxx
(
19/12/2006 15:19)
Rasiligaoma:
na tsy tokony na tsy voatery.. efa tsy misy izany ko.
efa ao ilay kianteny "tsy"
aleo aloha ilay misy e
tsy azoko loatra :-w, fa maninona ilay TSY
Ataovy hoe "Azo asiana" na "Azo foanana" indray ary e
25. Rasiligaoma
(
19/12/2006 15:42)
fa kivazivazy iray andalana fa iaraha manaiky kosa fa hafahafa aloha izany krismasy tsy misy fiangonana izany ho antsika "gasy kristianina" e
26. prime
(
20/12/2006 10:38)
:wink: dia aza mitady fiangonana fa manaova culte familial ao an-trano...
28. soanja
(
21/12/2006 06:45)
prime:
:wink: dia aza mitady fiangonana fa manaova culte familial ao an-trano...
Efa manao an'izany foana izahay isanandro fa hafa ihany ny miara midera rehefa Xmas miaraka amin'ny hafa rodobe. Tsy mampaninona ahy akory ny mankany amin'i Katolika fa ny nahagaga ahy anie dia ny hoe nahoana ny mihidy ny hafa e?
Dia izao vao manomboka azoko ny antony. :)
30. ikaretsaka
(
22/12/2006 00:47)
fiffi>
any @ faran'ity dinika ity ny antony
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4570edb208140
any @ faran'ity dinika ity ny antony
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4570edb208140
31. Fiffi
(
22/12/2006 08:29)
ikaretsaka: misaotra akia fa de aleo aloha ho dinihako miadana indray ireo voalaza ao ireo...:)
33. soanja
(
23/12/2006 14:41)
ikaretsaka:
hisokatra ihany ve ry soanja sa hihidy ilay izy?
Hihidy tanteraka ny Alatsinainy mariana kah (25 Dec). Ny alahady alina kosa misokatra satria ny anay alahady mivavaka maraina, de mbola miverina koa ny hariva dia eo zany aho manala vokona ny anle ho ampitso hihidy. Misaotra fiffi. Mirary Noely sambatra ho antsika.
34. ikaretsaka
(
23/12/2006 17:44)
soanja:
ikaretsaka:
hisokatra ihany ve ry soanja sa hihidy ilay izy?
Hihidy tanteraka ny Alatsinainy mariana kah (25 Dec). Ny alahady alina kosa misokatra satria ny anay alahady mivavaka maraina, de mbola miverina koa ny hariva dia eo zany aho manala vokona ny anle ho ampitso hihidy. Misaotra fiffi. Mirary Noely sambatra ho antsika.
any @ izay misokaka re mandeha rehefa manimanina alatsinainy e
36. Rasiligaoma
(
26/12/2006 08:08)
mino aho fa nihidy aza ny fiangonana sasany dia afaka nankalaza ny noely daholo isika na tao am-pontsika aza
37. prime
(
26/12/2006 11:47)
ikaretsaka:... hay tokoa moa? ka ilay kôminio ve izany indray no tena ankalazàna an'ilay krismasy e?
manjary tsisy kominio @ zany ry prime de tsy mety a
soanja:... ok!!! hihihihi!!! dia antsoy ny fianakams indray ary e, dia miara-mivavaka... lasa ilay trano fiangonana indray mantsy no olana nefa Kristy no tena tokony hobanjinina...
Efa manao an'izany foana izahay isanandro fa hafa ihany ny miara midera rehefa Xmas miaraka amin'ny hafa rodobe.
38. ikaretsaka
(
26/12/2006 12:13)
prime:
manjary tsisy kominio @ zany ry prime de tsy mety a... hay tokoa moa? ka ilay kôminio ve izany indray no tena ankalazàna an'ilay krismasy e?
ieeeee. amin'izay miary aminytanteraka (commun) fa mandray ny vatany koa! tsy tonga henoina fts sy ankalazaina fts izy @ izay fa tonga ao am-po koa
soanja:...
Efa manao an'izany foana izahay isanandro fa hafa ihany ny miara midera rehefa Xmas miaraka amin'ny hafa rodobe.
prime:
ok!!! hihihihi!!! dia antsoy ny fianakams indray ary e, dia miara-mivavaka... lasa ilay trano fiangonana indray mantsy no olana nefa Kristy no tena tokony hobanjinina...
ka ilay misy kristy ao @ tabernakla mijery lalandava azy ao kosa angamba no mba tian'i soanja jerevana ko..asa aloha r
40. ikaretsaka
(
26/12/2006 17:30)
"faly aho" rehefa mazava e!
Tsy misy fisaorana re... hevitra dia zaraina!
Tsy misy fisaorana re... hevitra dia zaraina!
