Bye bve 2006

1. lost ( 14/12/2006 18:29)
aiza mba misy soireé milay manodidina ny Paris
fa za mba te andé fa tsy haiko we aiza no mba azo2!!
saotra mialou
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 19:27
2. mbaliana ( 14/12/2006 20:46)
lost> any Nice e :-D:-D
3. diamondra27 ( 14/12/2006 21:15)
na ho any palaiseau ianao na ho any @ 77
Jereo ny affiche dia jereo ihany koa koa ao @ fetu sy fihaonana
4. jhouhlambout ( 15/12/2006 17:32)
Ary misy ve aty Strasbourg?
5. booboo ( 15/12/2006 17:58)
Lost > aaa tsisy mitsy na iraika aza fa any Nice miaraka @ namana mandeha:°)

Jhoul > tsisy kounkou any f'efa hoe any Nice:°)
6. xxx ( 15/12/2006 18:31)
Any @ 67 letsy misy a! :°)
7. Fiffi ( 17/12/2006 19:27)
jereo ao @ sobika na eto @ radio vazo gasy fa bdb ny pub ao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2716