efa manomboka sahady

1. bazylou ( 15/12/2006 16:43)
ny fanolona olona ao !!Manomboka amin'ny ben'tananan'Iarivo !! dia avy eo iza,,?? Pm vaovao izany sa...
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:28
2. sitlo ( 15/12/2006 16:46)
dia maninona?
3. Fiffi ( 15/12/2006 16:59)
tsy normal ve zany ? tsy hitako hoe aiza ny olana ?
4. kitjo ( 15/12/2006 17:42)
normal be izany bazy an!
izay tsy mahavita azy esorina dol fa mila olona miasa Manohy ilay lalana e!!!!!

5. Lejim ( 15/12/2006 17:43)
Nesorina ahoana indray ny ben'ny tananan' ny Tana! tsy azoko
6. kitjo ( 15/12/2006 17:55)
za ko gaga!
ataovy eo ny loharanom-baovao!
7. kitjo ( 15/12/2006 18:53)
Ny LGDI no nilaza ilay vaovao lainga io!
Mampiomehy satria ny azy aza dia Herizo hono no favori t@ fifidianana...ihihihih...

Aleo fa ho hita eo ary ataoko fa tsy hahagaga raha betsaka no esorina rehefa tsy ahomby e!
8. fijo ( 15/12/2006 20:25)
vaovao aiza indray io bazy an
9. Zina ( 15/12/2006 20:44)
Misy tsy fifakazahoana no fantatro fa tsy mbola midika oe hiala ny maire.
http://www.wanadoo.mg/
10. fijo ( 15/12/2006 21:31)
hummmmmm miandry ny vahoaka
11. Lejim ( 15/12/2006 21:31)
ka ny filoham-pirenena anie tsy manana droit hanala maire izany. Olona nofidin'ny vahoaka ny ben'ny tanana. Otran'izany koa ireo depute ireo dia tsy afaka esorisorim-potsiny izany!
12. fijo ( 15/12/2006 21:33)
ny aty frantsa dia izay,fa any mada koa ngah avoafidy izy?????
13. Lejim ( 15/12/2006 21:36)
ny ben'ny tanana dia fidina, fa tsy tendrena
14. fijo ( 15/12/2006 21:37)
hay,raha izay dia tsy afaka manala azy ravalo
15. bazylou ( 15/12/2006 22:31)
LgDI no nilaza io ary nisaorana hono tazy !!
FA angaha efa vita sahady ny mandatn'ny ben'ny tanana Antananrivo?? sa... sa tratejia vaovao io?
Sa ny mena sofina sy ny bmindray no nanao an'io dia tsy maintsy arahina satria maka ny saosiny!!?? isa angaha..
bref tsary mazava!!!
16. fijo ( 15/12/2006 22:54)
mahandrasa letsy aloha vaovao marina an
17. kitjo ( 16/12/2006 07:44)
Aleo aloha ho hita eo e!
tsy azo esorina izy!

raha toy izao kosa aloha tsy rariny raha misy baiko 2 samihafa midina avy any ambony , iza no arahin'ny vahoaka? raha ny any ambony aza tsy mifanaraka!
18. Samoana ( 16/12/2006 08:33)
Tsy mbola mari-pototra io vaovao io . Raha misy aza izany dia tsy tokony atao mahagaga satria miankina @ drafitr'asan'ny mpitondra ihany io ( mety ilainy hanao andraikitra hafa ny ben'ny tanàna na koa mety tsy nahafapo loatra toy ny voalazan'ny namana tetsy ambony )
19. xhavier ( 19/12/2006 08:10)
Ianareo ho'aho mba manaova fanadihadiana vao miteny zavatra fa tsy misy an'izany eo raha nety izany efa be no nalana t@ ny toerany ,ahantona no misy fa tsy halana akory ,izay no lalàna.Aza minomino foana.
20. fijo ( 19/12/2006 23:28)
manomeza vaovao nereo avy any mada,fa be ny mpanely tsaho ato kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583