Samy nomen\'Atra talenta isika. Inona avy izany ?
1. niryna
(
15/12/2006 16:32)
Isika tsirairay avy dia nomen\'ATra fahasoavana.Misy ny nomeny iray ary misy nomeny maro.Ahoana no ampiasaina izany amin\'ny fiainana andavan\'andro? Fanontaniana hoe inona no talentanao ary ahoana no anampianao ny fiaraha-moninana na havana na namana amin\'io talenta io
Hanome ohatra aho dia mora ho fantantsika izany.Misy ny olona manana fotoana hiainona ny olana misy eo amin\'ny olona iray.Tsy voatery hanome hevitra ianao fa na ny fotoana laninao fontsiny aza dia voafoaka ho fitiavana izany.Manasitrana, manome. mizara,,sns
1 Kor 12:8. Ao ny manana fahendrena, fahalalana, finoana,manao fahagagana, miteny maro na miteny amin\'ny fiteny tsy fantatra.Raha mpampianatra daholo ny olona iza indray no ampianarina na lasa dokotera daholo ny olona iza no hotsaboina.Aza miteny hoe tsy manana aho fa mandainga izay miteny izany.Diniho tsara aloha hoe inona tokony moa ny fahasoavana hananako ary ahoana no nampiariko izany tamin\'olona

répondu par xxx le 12/01/2007 15:48
2. dailynews
(
15/12/2006 16:44)
ny Rom 12:6-8
-hampianatra
-hilaza hafatra(prophesying)
- hanompo
-hi encourager olona(hizara hoy ny teny gasy)
- hanasoa
-hitondra(leadreship)
-....
samy hafa ihany ilay dikany @ teny gasy loha e
ny hamaly ny tianao lazaiana angamba @ manaraka fa novaliako fotsiny aloha izay mba hitako t@ valiny hoe inona avy izany miampy ireo volazanao ireo....

6. dailynews
(
15/12/2006 17:23)
ao ary fa adika ny diso tsipelina e...leadership...
(ny diso tsipelina ataontsika eto koa aza anie @ teny gasy be dia be mihitsy e. Tokony ho saro piaro koa izany @ teny gasy fa tsy ny vahiny ihany)

7. Achia
(
15/12/2006 17:44)
ô rakaroka tsy talenta fanalambaraka an'i Jesosy kosa ve le ranga nisy volombava iny :-D:-D:-D
9. ikaretsaka
(
15/12/2006 18:14)
talenta iny ko...mahay mihira ilay rangaha... mahay manao jesus impersonator
10. rakaroka
(
15/12/2006 18:29)
Tokony miaiky kosa aloha hoe manana talenta ilay ol e! Ny mampieritreritra dé MITOMBINA tanteraka mihitsy ny thème hoe
"I will survive" eto!...:lol:
Ilay izy anie mora mihitsy ny milaza hoe manalabaraka an'i Kristy izy. Fa isika miaina ny toa izao hoe: Fahamasinana-fahamarinana -tanindrazana no asandratra ho satam-pirenena anefa ny mifanohitra TANTERAKA amin'izany no manjaka!
Fisolokiana, fanambakana, fangalarana, sns...anefa dia eken'ireo mpivavaka an-tsakany sy an-davany izany... ka tsy mihanjaka lavitra noho ity aza ve ny ivavahany à l'égard des autres
spéctateurs?:?::?::?::wink::wink::wink::wink::idea:...

11. ikaretsaka
(
15/12/2006 19:36)
ny fahitako an'io letsy de fomban-gasy hatramin'izay an..
rehefa izy ny mivoak any vala na mihoatra ilay arofanina napetraka de tsy maninona fa rehefa ny hafa dia maninona sy ..aoooooooo..andraaaaay hummmmmm no betsaka

12. niryna
(
17/12/2006 05:42)
Aiza ry Ikaretsaka ny talentanao a! sao mba manampy anay.Misy ny olona mahay
zavatra maro, ary miambakavaka amin\'ny sasany,misy tena mahagaga fa mahay tenim-pirenena maro.Nahita zaza aho mahay teny efatra ary dia lasa ny saiko hoe aiza ao amin\'ny ati-dohany aho ary ny fipetrak\'ilay teny hananany.Ahoana no nahalalanao fa ilay zavatra hainao dia lasa nivadika ho talenta? Misy raha mba te-hianatra mozika eo rehefa tsy talenta na lany eo ary ny andro dia tsy mivoaka.Misy anefa nomen\'Atra fahaizana manokana ka sady hainy daholo ny mitendry gitara, mitsoka farara, mitendra angorodao,ary mitendry piano.

13. ikaretsaka
(
17/12/2006 17:51)
niryna> ny ahy ny talentako dia mandinika sy mijery ny ivelan'ny faritra na ny fenitra voafetran'ny olona sy nisy nametraka
io ilay hoe bornes ka nahatonga ny olona hoe bornEs
dia avy eo mizara izany amin'ilay olona tsy afaka nandinika ivelan'ilay faritra!
Ohatran'ilay resaka baibolista io ohatra!:-D

14. dailynews
(
21/12/2006 01:28)
rakaroka> izay aho vao nijery ilay sary. Ny kristiana moa tsy tahaka ny silamo fa raha i allah no natao tahaka an io dia efa nisy ny ady masina nataondry zareo.
15. ikaretsaka
(
21/12/2006 01:54)
izay no tsy maha extremiste ny kristianina ary mbola maha kristianina ahy..
afaka mbola mikivazivazy amin'ny resaka fivavahana sns..
mbola tolerant izany e..
tsy hitako koa izay tokony hankarary fo @ ireny sy hamonoana oilona amin'ireny rehefa tena dinihina

16. niryna
(
23/12/2006 04:09)
Ny ahy dia betsaka efa nolazaiko teo ireny,nomen\'Atra ilay izy ary koa nangalatahaka sy nianatra tamin\'ny mamanay aho,izao aho tia manandrana sakafo ary raha fantatro ny ao anatiny dia aiko ny manao an\'io.Talenta vaovao ve izany? Mamorona zavatra amin\'ny fotoana fohidiafohy koa aho,asa na mailaka loatra ny lohako na ahoana ary afaka mamorona karazan-tsakafo izay tandrify ny tiako aho.Ny loza dia tsy soratako ilay izy ka mety adiniko ny manao mitovy an\'io.Raha fantatrao ny talentanao, tsy misy mahafinaritry afatsy ny mizara.
18. niryna
(
04/01/2007 17:02)
Rasiligoma koa mampihomehy ahy,efa hoe manana zavatra betsaka aho fa tokony halaliniko.Talenta io dia misy ao amintsika fa raha tsy mihezaka ny hampiasa azy matetika isika dia tsy hivoaka.Asa mety mila famerenana angamba? Na ny mpitory teny aza anie mangataka amin\'Atra izy mba hanome hery azy ny zavatra hotorina e
19. xxx
(
12/01/2007 15:48)
Ao anaty baiboly tokoa ireo ary misy ny mandray ary misy ny manome.Mahita olona aho mizara zavatra foana izy indrindra fa xmas.Hividianany zavatra daholo ny olona kanefa izy andavan\'andro tsy dia miresaka na misariaka,miarahaba izany aza moa dia mahalana.Talenta ananany koa izany io mizara io ary tsy azo tsaraina any ivelany ny olona fa ao anatiny.