fiainana madà
1. fasaly
(
12/12/2006 19:51)
Hoatrinona eo kay ho an'zay afaka manome raha kajiana tsotsotra ny dépenses tokony ho lany mandrintra ny une semaine....ohatra hoe ho an'ny fianakaviana tso-piaina.? fianakaviana maro an-davaka ohatra fito ka hatram folo mianaka:roll:misaotra mialoha:-*
novalian'i fasaly ny 15/12/2006 16:23
2. Imahaka
(
12/12/2006 19:53)
sarotra be ny mamaly an'io satria samy manana ny heveriny ho tso-piainana sy ny maro hafa, varié be io!
3. fasaly
(
12/12/2006 19:56)
ny tiko anontaniana tsy ilay manao fianana miainfitraingitra fa fari-piainana farany tsotra, tsy mande resto tsy mpandeh voyage, otraotra 'zay e!:wink:
4. kelly13
(
12/12/2006 20:13)
tsy haiko hoe ôtrinn ny kapôkambary zao d fa ra oul 10 ohatra d eo @ 10 kapôka tous les jours zany! d ny hena calculer-o a 150g/personne! ra oul tso piaina izany tsy d mihinana fromazy, na dessert izany, fa tena juste ny vary sy lôka!!! asa ra manampy anjy zay :)
5. fasaly
(
12/12/2006 20:17)
zay fotsiny ve??? ny saribao sns mbola ts ao:wink: ny vola lany ao anaty ny une semaine no tena tiko ho fatatra:P
6. kelly13
(
12/12/2006 20:21)
lollll, lalina b ny fangatahanjy kle, mdrrrr. ny base reo nomeko anjy ireo, fa raha resaka saribao, anana, legumes isankarazany d tena mmhhhh aleo za klou ho any d lazaiko anjy aveo!!! je wwwiiiiggggoooollleee :-D
7. Fiffi
(
12/12/2006 20:23)
zany ve de ho azo vinavinaina ? mety hoe tokony any an-toerana mihintsy aloha de mijery hoe ahoana sy ahoana ?
8. Samoana
(
12/12/2006 20:51)
2000A isan'andro eo no kinendrin'izay maçon elakela-trano fantatro izay mba ahafahan'izy mianakavy mitsangana tsy ho noana hono. 4 ny zanany.Manana trano bongo sy tokontany kely izy. Tsy nisikotra ny andinindininy aho:wink:
9. fasaly
(
12/12/2006 20:55)
kelly: fiffi: ka ny oul any madà mitsy ange no afaka mamaly anty sizé ity e! fa mbola mianjy:wink::-D:-*
10. simplex
(
12/12/2006 20:57)
G:}:}Gle est ton ami ;-)
mety tsy hitany io fa tiako tenenina fotsiny @ le pub ary :-D:-D:-D
Ny depenses indispensables aloha an:
- vary
- laoka
- kaly maraina (ra tsy vary sy laoka)
- menaka, savony, sira , siramamy
- jiro sy rano (na koa phone)
- hofan-trano
- transport
alefaso @ zay ny estimation.
Raha manao budget enao, mbola tsy maintsy ampiana ny depenses imprevues: misy vahiny, sendra marary, na accident tsy fantatra, ...
mety tsy hitany io fa tiako tenenina fotsiny @ le pub ary :-D:-D:-D
Ny depenses indispensables aloha an:
- vary
- laoka
- kaly maraina (ra tsy vary sy laoka)
- menaka, savony, sira , siramamy
- jiro sy rano (na koa phone)
- hofan-trano
- transport
alefaso @ zay ny estimation.
Raha manao budget enao, mbola tsy maintsy ampiana ny depenses imprevues: misy vahiny, sendra marary, na accident tsy fantatra, ...
11. fasaly
(
12/12/2006 21:02)
eny e! fa mba tiko ho fantatra ny lanin'ny ankohonana ao anati'ny une semaine ohatra na un mois : 4 = ????:wink:
mety mahatratra 50euro ve ny une semaine ohatra???
mety mahatratra 50euro ve ny une semaine ohatra???
13. fasaly
(
12/12/2006 21:07)
smplex: mciiiiii na izany aza e!:°):-*:-*
kaloy hianjy ny avy any dago rapitso hamaly azy....
kaloy hianjy ny avy any dago rapitso hamaly azy....
14. simplex
(
12/12/2006 21:13)
le izy zany le hofan-trano no tena henjana b e. Enfin, arakarak'ilay quartier koa aloha e.
Sinon, ra efa manana trano enao ampy tsara io. Mahaiza mitantana tsara fotsiny ;-)
Sinon, ra efa manana trano enao ampy tsara io. Mahaiza mitantana tsara fotsiny ;-)
15. pitoussy
(
12/12/2006 21:44)
raha fiainana ol tsotra , ol 7 mianaka , à peu pres 70000 fmg/j , efa ao doly ireo volazan'ny simp ireo , tokony 2M par mois zany saingy indrisy mbola vitsy @ Malagasy no mikarama an'zany:cry::cry:
17. pitoussy
(
12/12/2006 21:54)
xxx, 2000000 fmg no tiko tenenina kah , zafady fa mbola zatra fmg eeee:wink:
18. pissoa
(
12/12/2006 21:57)
hihihi - nampoiziko oe ny lany isan'andro io notenenin'i xxx io teo :oops::-D
20. fasaly
(
12/12/2006 22:05)
pitoussy:
raha fiainana ol tsotra , ol 7 mianaka , à peu pres 70000 fmg/j , efa ao doly ireo volazan'ny simp ireo , tokony 2M par mois zany saingy indrisy mbola vitsy @ Malagasy no mikarama an'zany:cry::cry:
marina izany mbola vitsy ny mikarama 2M nefa raha io 70.000/semaine io de tsy maintsy any ho any ny vola tokony ho hiditra....
indrisy marina::cry: