fiainana madà
24. xxx
(
12/12/2006 22:08)
tsy mahagaga raha mody tsy mahazo i salmo satria vehivavy no nanoratra azy
25. fasaly
(
12/12/2006 22:09)
simplex:
le izy zany le hofan-trano no tena henjana b e. Enfin, arakarak'ilay quartier koa aloha e.
Sinon, ra efa manana trano enao ampy tsara io. Mahaiza mitantana tsara fotsiny ;-)
ié! lay hofatrano alou no tena enjana e!, fa ilay izy ange tsy izaho no hitantana azy fa misy hijerevana ny fanampiana alefa ho an'ny oul any e!:wink: de zay no tena tiko hamatarana ny tena zava misy sur place....:? sao tsinona diso be lotra no alefa na diso kely lotra!!!:wink:
32. ikaretsaka
(
13/12/2006 01:43)
fasaly:
Hoatrinona eo kay ho an'zay afaka manome raha kajiana tsotsotra ny dépenses tokony ho lany mandrintra ny une semaine....ohatra hoe ho an'ny fianakaviana tso-piaina.? fianakaviana maro an-davaka ohatra fito ka hatram folo mianaka:roll:misaotra mialoha:-*
hitako @ Chantier ko tany atsimo fa eo @ 3000Ar eo ho eo no takiany
34. li1234
(
13/12/2006 02:23)
za mieritreritra we ny normal tso-piaina any dago une semaine zany pour 10 personne eo h oeo @ 100$Can eo ho eo na 200$ max, zany hoe 1$can = 10.000Fmg, io tsy mihafy be fa antonona tsara.
35. fasaly
(
13/12/2006 06:08)
:? kou raha tsy in kou mandany 1.000.000fmr zany ve ny unse semaine:roll:
36. fiderana
(
13/12/2006 08:20)
-Ny Charbon 1 gony ampy 1 semaine na hanao rano mafana 3 isan'andro aza=55.000fmg na 11.000ariary.
-Ny Vary makalioka fotsy aty izao dia 5.500 na 1.100 ariray ny kilao, tsy miresaka vary madrigal na ireny vary kilasy ireny fa vary tsotra fotsiny io.
-Ny hen'Omby mifangaro=20.000fmg na 4.000ariary
-Ny henan-kisoa= 26.000 ka hatramin'ny 30.000fmg eo ny kilao.
dia anjaranao ny miteny ny olona hoe vary 1kap=olona 04 isaky ny mihinana na voky izy na ho noana.

37. tslem
(
13/12/2006 08:26)
fasaly:
Hoatrinona eo kay ho an'zay afaka manome raha kajiana tsotsotra ny dépenses tokony ho lany mandrintra ny une semaine....ohatra hoe ho an'ny fianakaviana tso-piaina.?
fanontaniana saro-baliana :?:,tena tsy haiko klou e!
38. mimich
(
13/12/2006 09:13)
ny tsy azoko dia ny resaka sakafo fotsiny ve no tian\'i fasaly horesahina sa tafiditra ao anatiny koa ny kojakoja hafa, hofan-trano , jiro sy rano sns.
samy manana ny fomba fiainany ny olona de samy manana ilay heverina hoe tsotra ka sarotra be ny hamaly an\'io
Na izany aza hanome fomba fanaovana kajikajy fataonay amin\'ny fiainana an-dasy ity omeko anao ity ka asa raha hahavaly ny fanontanianao
Sakafo:
Vary ho an\'olona: 1,5 kp /olona= 1,5 x 10p x 7jrs = 105 kp
1450 zao ny kp n\'ny vary de 105*1450= 152 250 fmg
Laoka: 10000 à 15 000 fmg/jr oh de raisina moyenne zany we 12 500 fmg/jr x7 = 87 500 fmg
kojakoja samihafa
sira : 2 sachets x 500 fmg = 1000 fmg
menaka : 1/2 l= 6000 fmg
charbon: 1000fmg x7 = 10 000 fmg
total= 152 250 + 87 500 + 6000 +10 000 + 1 000 = 250 760
de atao hoe ny savony koa znay no anamiana an\'io
de eo am 1morc /2jr , de 3x 1000 = 3000
250 760+3000 = 253 760 fmg
Noezahiko ihany ny mijery ny antonony amin\'io fa raha mbola mihafy kokoa dia mety misy mbola ambanin\'io.
Ireo prix nomeko ireo angamba dia afaka ny hanampy anao hanaovana kajy tsotsotra.
ilaina
ireto

39. fasaly
(
13/12/2006 10:59)
merci mimich sy izay namaly e!:wink:
mimich: tena tsara calcul reo fa misaotra aky!:-*:-*:-*
mimich: tena tsara calcul reo fa misaotra aky!:-*:-*:-*