fiainana madà
41. fasaly
(
13/12/2006 12:29)
simplex: tsy hody aho ka!:wink: io nosoratako ambonimbony io no antony...mbo tena tiko ho fantatra kalou.....:-*
43. booboo
(
13/12/2006 12:51)
Fasaly > Ankoatra io antony noteneninao io, dia sao mety aminao sy ry zareo ihany koa ity raha ity. Raha manana zanaka zareo dia any @ fianaran-dreo no anampiana ara-bola. Ohatra hoe écolages, inscriptions @ activités extra-scolaires ...
44. fasaly
(
13/12/2006 13:01)
booboo: mpianatra ao am CEG dool ny zanany de tsy mila ecolazy:wink: fa tena mbo tiako ho fantatra ilay lanjan'ny vidim-piainana any mantsy aky! satria raha tsika aty mande any tsy hahalala mihitsy ny tena izy fa ny oul miaina any mintsy no tena mahalala defa somary mazava ny voalazan'i mimich,
raha resaka fanampiana ankohonana mantsy dia ny sasany tsy hilaza ny tena marina fa toundé méou méou bdb fona:wink: izao mba haiko hoe ahoana no tokony hataoko....fa sao tratran'ny volazan'i yonika sy akamatiana ndray mande hoe zareo mody meo meo foana kay ry zareo be revy be any nefa ny aty sasatra mafy ny miafy mandefa fanampiana:-D

47. vale
(
13/12/2006 13:53)
hihihi
tena lafobe daholo marina izany vidin-javatra izany,(sa za no efa ela tsy tany:°)), ...raha olona 10 na 7 mianaka zany aloha fasaly raha io kajy tsotsotra nataon'i mimich io marina raha ho ampy azy raha tsy 75euros/semaine :roll:,(raha mihaina tsotra izany hoe tsy mandeha resto, sns...sady azo atao hoe mora ihany zany aloha par rapport @ dépenses ny olona iray aty ivelany e!):^)

48. fasaly
(
13/12/2006 14:18)
diamondra27:
ary ny mpanasa lamba sy mpimpasoka toa tsy ao anaty konty
ny gardien sy ny mpampirintrano?
kefa we faripiainana tsotsotra :-P fangah mila gardien sy mpanasa lamba zany....
49. salmo
(
13/12/2006 16:50)
salmo> rehefa misy gardien sy mpanasa lamba, angah de tsy ao anatiny fiainana tsotsotra?:roll:
50. salmo
(
13/12/2006 16:50)
salmo> rehefa misy gardien sy mpanasa lamba, angah de tsy ao anatiny fiainana tsotsotra?:roll:
54. kelly13
(
13/12/2006 17:52)
kayyyy gravy zany vidin'tsakafo any zany ka. manoatra noho ny aty :?
55. fasaly
(
13/12/2006 18:01)
kelly! ié raha mande grande surface any injy de mbola lafo noho ny aty ny prix n'entana any:?
58. tywa68
(
14/12/2006 14:03)
Fasaly > mandehàna anie manao vacances any dia mahita e !
TSy ampy foana raha ny karama any aloha ny fahitàko azy satria ilay entana feno fa vidiny ho an'ny mpandalo koa ! sarotra fa soa aza misy hisafidianana !
TSy ampy foana raha ny karama any aloha ny fahitàko azy satria ilay entana feno fa vidiny ho an'ny mpandalo koa ! sarotra fa soa aza misy hisafidianana !
59. fasaly
(
14/12/2006 15:39)
tywa68: ka ty ho ampy foana anie na hanana karama hoatrinona eo raha vidina dool itsy sy rokatra fa ny tena ilaina am fiainana ihany no tiko resahina:wink:
60. tywa68
(
15/12/2006 09:17)
Tsy fantatsika tsy miaina any ny fiainana any e ! zay no ataoko hoe mandehàna anie any dia ho hitanao ! raha tsy mahay miafy dia mijanona aty ivelany e :-D:-D:-D