54,80%= finale?
1. kitjo
(
10/12/2006 18:45)
io ve no vokatra farany?
hitako @ MIRA izao ka asa toa efa 100% sa?
oviana ny investiture?
tsy asiana bal popilera ve?hiihihihi
hitako @ MIRA izao ka asa toa efa 100% sa?
oviana ny investiture?
tsy asiana bal popilera ve?hiihihihi
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:18
2. xxx
(
10/12/2006 18:57)
efa hitanay io fa izany ve dia hevitra eh
Ny eto dia raha vao manohitra, dia hoe hevitra aroso. Ny kay tsy misy apoaka akory daholo ihany. Aleo ihany hatsikana sy lalao.
Ny eto dia raha vao manohitra, dia hoe hevitra aroso. Ny kay tsy misy apoaka akory daholo ihany. Aleo ihany hatsikana sy lalao.
5. zandikely
(
10/12/2006 20:51)
Madagascar leader Marc Ravalomanana has been re-elected president after winning 54.8% of the vote, the country's interior ministry has said.
The absolute majority won by Mr Ravalomanana, a self-made dairy tycoon, avoided a second round of voting.
The result has to be confirmed by the Constitutional High Court.
In the last poll, in 2001, the island nation was pushed to the brink of civil war after then-incumbent Didier Ratsiraka refused to accept defeat.
A former speaker of the national assembly, Jean Lahiniriko, gained 11.68%.
Roland Ratsiraka, the nephew of ex-president Didier Ratsiraka, received 10.9% of votes.
A total of 61.45% of the country's registered 7.3 million voters went to the polling stations, the interior ministry said.
6. bazylou
(
10/12/2006 21:24)
tsy io mihity no hitako ao fa 52% ny an'ilay 8 ary i ratsirahonanairery izany no tsy rembourse amin'ireo favori!!
Jereo ery ambany amin'ny loha hevitra fifidianana!!
Jereo ery ambany amin'ny loha hevitra fifidianana!!
8. simplex
(
10/12/2006 21:50)
bazy: http://www.mira.gov.mg/election/resultatelection.php
d mbo manatena opposition misy ilavana azy lesy ry bazy a.
Tokony dieny zao d efa miomana @ ireo fifidianana hitranga @ 2007 sy 2008 lisany. @ zay mbo mi-balance ny fitantanana fa tsy dia tsara loatra ra tsisy control mintsy ny fandehan-javatra
Okay
;-):-*

9. bazylou
(
10/12/2006 22:55)
dray aza matahora ianao fa hisy ny surprise be amin'io!! 54% izany anie efa ambivitra ihany e::!!
11. manantsoa
(
11/12/2006 03:59)
Fampatsiahivana fotsiny.
Tamin' ny voka-pifidianana 2001 dia niohatra ny 53% ny an-dra8 kanefa nanohana azy i Lahy, Mpahay lalĂ na, Pety, Zokibe , Rafery ,sns ....Misy aza moa rehefa tsy nifankahazo tamin -dra8 dia sahy nilaza fa tsy ampy 50% akory tamin'ireny
Amin'izao fotoana izao 54% kanefa tsy nanohana azy ireo .
Mipetraka ihany ny fanontaniana :
- Tena tsy tia an-dra8 marina ve ny vahoaka mpifidy malagasy ?.
raha iretsy mpanao politika kandidĂ izay efa nirotsaka taloha . Nihena ve sa nitombo ny salan'isa azony tamin'izao fifidianana izao raha ampitahaina tamin' ny teo aloha ?????
Rehefa tsy hay mantsy ny manao analyse amin' ireny tarehi-marika mipoitra rehetra ireny dia lasa manaonao foana ilay olona. Manantena foana izy fa mbola manohana ny hadalany ny maro an'isa.

12. kitjo
(
11/12/2006 04:29)
oouueeee
oouueeee
@tenin'i bazyl oe na 52 na 54 dia vita aloha iny!
h@zao aloha tsisy hoe korontana inona...aleo koa ny olona mba hanao fety milamina fa tsisy tombony azo @izany korontana zany!
miandry ny HCC sy investiture zany ko!

13. sasa
(
11/12/2006 05:08)
kitjo tsy misy korontana izany eo akia, amzao bazar d noel milay be izao ve ny hitarika korontana eo tsy hisy handaroka eny ampovoan'analakely eny indray ny sasany=))
15. rabaradaka
(
11/12/2006 06:34)
Manodidina ny 51% ny vokatra farany. I rabaradaka efa niteny hoe raha ry Mahafaritsy sy ny namany no ho any Toliary dia resy Ra8, dia io ny vokatra. Mampanahy nefa manampinoana aho. Ny sondage nataon-drabaradaka sy ny ARSTAT dia nanome 56% nefa tena nidina be ny vokatra.
16. rabejo
(
11/12/2006 10:52)
xxx:
54% fotsiny ve dia mba hoaiza
Raha heverinareo fa tsino2na ny 54,20% eo anatrehan'ny kandida 13 sisa (izany hoe eo @ 93% ny isan'ny kandida rehetra nirotska ho fidiana) dia tsy haiko fa izaho angamba no tsy dia mahay manao asa-marika tsara intsony.
17. fijo
(
12/12/2006 22:18)
ny mpanohitra wa mila mahay manova fihetsika.raha izao izy ireo no efa manomana ny fifidianana manaraka,mety hisy vokany kokoa,fa tsy handany andro wawawwa indray