SITLO

1. xxx ( 10/12/2006 18:49)
Aôna oa ny fahitanareo an i Sitlo e!!ohatran ny mila vanona no antodian ny eto, ao @ tsikeran ny sary alou no tena manjakazaka izy e!!marina fa tsikera fa tsss mamely lé ataony!!revena manja fotsiny fa lé fikany mandreraka be! mahita tenenina foana ohatran ny oe izy no lafatra indrindra!!
novalian'i fasaly ny 04/01/2007 18:49
2. xxx ( 10/12/2006 19:12)
ka izy aza efa sitlo kinga , manoratra tsikera fona no ataony:-P:°) de somary mila vanony:-P ato am forum kou izy efa manao kely ihany:-P
3. xxx ( 10/12/2006 19:57)
tena mila vanony fa tsy hoe somary!!tsy mamely lé toe tsaina...
4. Fiffi ( 10/12/2006 20:09)
:roll: nefa bandy io ...:roll:
5. xxx ( 10/12/2006 20:16)
ié bandy hono no sady hoe namana vaovao voa niditra tam vao haingana.:roll: misandoka be fa efa tato ihany io no nanova ps:wink:
6. Fiffi ( 10/12/2006 20:22)
zany an ?
7. xxx ( 10/12/2006 20:26)
tsy mila vanony fa te hi se faire remarquer angamba:wink:
8. Fiffi ( 10/12/2006 20:37)
zany an ?
9. sitlo ( 10/12/2006 20:58)
hihihi :°)
10. sitlo ( 10/12/2006 21:03)
ianareo hoa mba cool fa ny olona rehetra tsy mitovy.

Izany eo ihany fa
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m42d1654967b8b , mahafinaritra ny teny gasy
11. xxx ( 10/12/2006 21:12)
io fa ouen dia mody manova sizé:-D:-D:-D
12. sitlo ( 10/12/2006 21:19)
:°)
13. sitlo ( 10/12/2006 21:20)
tsy hiady no atoko eto
14. xxx ( 10/12/2006 21:33)
:-D:-D:-D:-D:-D ouen!!!!
15. xxx ( 10/12/2006 21:34)
:-w:-$:@
16. sitlo ( 10/12/2006 21:47)
koboko na dia miafina aza, :-*

aty amin'ny mpanao xxx no manao zorro
17. sitlo ( 10/12/2006 22:04)
Ho an'ny xxx

Ratsy va ny manakiana?
Sa ny ratsy tsy hanakiana?
Ary raha kianina dia ratsy?
ho hita eo ze ho lany basy
18. xxx ( 11/12/2006 00:47)
ary mitenny ratsy koa ve izy ao reto?
19. xxx ( 11/12/2006 00:53)
kay ve nisy izany tao eh, za koa tara train foana.
20. Zina ( 11/12/2006 01:27)
tsy rariny aloha ireny tsikera ataony ireny e....:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1575