SITLO

21. ikaretsaka ( 11/12/2006 01:44)
izany koa ko atao manahirana..
rehefa izay ny mahasalama azy e!

22. xxx ( 11/12/2006 01:48)
ary raha tsikeraina koa ny sariny dia mba mahatanty hono ve liery
23. xxx ( 11/12/2006 02:54)
mahay vava ange izany ry reto eh, fa tsy misy teny ratsy aloha fa tonga teny direct be mihitsy.
24. xxx ( 11/12/2006 06:08)
lery otran'ny tsy dia mahatanty fa tkony hisaina hanome fanajàna ny sasany....:°)tsy ampy fitaizàna lotra ny fahitako azy...
25. Fiffi ( 11/12/2006 06:21)
mba aok'zay ry zareo aahh !
26. xxx ( 11/12/2006 06:43)
:roll::roll::roll:
27. Fiffi ( 11/12/2006 07:04)
:roll:
28. xxx ( 11/12/2006 07:43)
:-D:-D:-D
29. vale ( 11/12/2006 09:05)
ikaretsaka:

izany koa ko atao manahirana..
rehefa izay ny mahasalama azy e!


Ikaretsaka :-D:-D, marina! :°)


30. xxx ( 11/12/2006 09:13)
nandeha nijery tany aho ry reto fa tsy hitako izany resahinareo izany ah
31. Fiffi ( 11/12/2006 09:52)
zah koh aza tany fa tsy nahita an'zany akory fa toa tsikera ohatran'ny hafa hiany no hitako ...sa ve hoe nalana ?
32. kelly13 ( 11/12/2006 11:02)
za ndray d mampimé ahy ny zvt soratany fa zany ny hoe tsy maty ambavany mihintsiny an!!! fa un point ho azy kosa klou an, na masika sy b vava aza izy tsy mba vulgaire! zay no hitako
33. sitlo ( 11/12/2006 12:38)
16 izay ny xxx teto,

tia hisafidy lohany nefa matahotra ny masony. Mbola hoa aiza re izany rehefa tena eny ambony kianja eh.

Mpanao sport hono nefa vao olona iray no manakiana dia efa , raha supportera iray manontolo angamba dia latsaka izay tsy ho latsaka.

Wawawa politika daholo nefa kay ra-sitlo aza tsy laniny, maika fa ry pety, ry voninahitsy sy ry morice tsiavonana.

Tsy ampy fitaizana hono, :-D, izay ilay hoe aleo taizan'ny fiainana. Raha efa namaky iny lahatsoratra iny ianareo.
;-)
34. sitlo ( 11/12/2006 12:40)
:-* daholo aloha fa tsy revy ireny. Mbola ho elaela indray vao hisy action ohatra ireny.

PS: mignone gravy iny pasinao iny
35. sitlo ( 11/12/2006 12:52)
oops, fa revy mantsy eh:°)
36. MTN ( 11/12/2006 15:02)
Fa nisy inona re tato eh. :roll:
37. Fiffi ( 11/12/2006 15:56)
de asa mihintsy hoa an ! :roll:
38. fasaly ( 11/12/2006 16:36)
sitlo: aza asina tsikera karazany otsreny tsony ny sariko:wink::-*
39. xxx ( 11/12/2006 16:49)
iangavina kalasitlo hametraka ny tena sariny ary koa tsy hiovaova ps =))=))
40. fasaly ( 11/12/2006 16:50)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.6299