SITLO
1. xxx
(
10/12/2006 18:49)
Aôna oa ny fahitanareo an i Sitlo e!!ohatran ny mila vanona no antodian ny eto, ao @ tsikeran ny sary alou no tena manjakazaka izy e!!marina fa tsikera fa tsss mamely lé ataony!!revena manja fotsiny fa lé fikany mandreraka be! mahita tenenina foana ohatran ny oe izy no lafatra indrindra!!
novalian'i fasaly ny 04/01/2007 18:49
2. xxx
(
10/12/2006 19:12)
ka izy aza efa sitlo kinga , manoratra tsikera fona no ataony:-P:°) de somary mila vanony:-P ato am forum kou izy efa manao kely ihany:-P
5. xxx
(
10/12/2006 20:16)
ié bandy hono no sady hoe namana vaovao voa niditra tam vao haingana.:roll: misandoka be fa efa tato ihany io no nanova ps:wink:
10. sitlo
(
10/12/2006 21:03)
ianareo hoa mba cool fa ny olona rehetra tsy mitovy.
Izany eo ihany fa
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m42d1654967b8b , mahafinaritra ny teny gasy
Izany eo ihany fa
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m42d1654967b8b , mahafinaritra ny teny gasy
17. sitlo
(
10/12/2006 22:04)
Ho an'ny xxx
Ratsy va ny manakiana?
Sa ny ratsy tsy hanakiana?
Ary raha kianina dia ratsy?
ho hita eo ze ho lany basy
Ratsy va ny manakiana?
Sa ny ratsy tsy hanakiana?
Ary raha kianina dia ratsy?
ho hita eo ze ho lany basy