hanamboatra lalana vaovao Ra8,de hihena ny vidinentana

1. tezitra ( 07/12/2006 19:33)
dia hisy indray ny lalana vaovao hamboarina
dia hisy artikla vaovao hihembidy

COLOMBO A MENE L'enquête, eh ben:

--NY LALANA MANKANY @ FASANA NO HAMBOARINY ho an'i gasy (AMPASAPITO, ABOLONKADRINA, AMBONDROMBE)
--NY VIDIN'NY LAMBAMENA NO HAMPIDININY SY NY FORMOL
et ça risque de durer 5 ans, J'accepte pas,bottons son cul

A Vous de voir les ZEUNS, pour moi IL N'AURA PAS SON FORFAIT 5 ANS, ENCORE MOINS UN FORFAIT ILLIMITE
EFA LANY t@ 04/12 ny crédit-ny

y'a que le poisson mort qui suive le courant

novalian'i jigs ny 18/12/2006 08:48
2. sitlo ( 07/12/2006 20:07)
dia maninona izao raha tsy miteny frantsay? Sa fitiavana tia hisehoseho fotsiny? :-D
3. Fiffi ( 07/12/2006 20:32)
tena zay mihintsy !! shhhh ! sady raha olona be menomenona zany an ! :-D:-D:-D:-D
4. fijo ( 07/12/2006 20:43)
tena te ampiseo izy fa mahay e,nefa tsy maharaka.atao akoryfa izay rehefa tezitra
5. xxx ( 07/12/2006 20:52)
tena efa misy kely mihitsy i ra tezitra io!!!
6. tezitra ( 07/12/2006 20:54)
rafiffi et stylo, branleur politique,tsy izaho miteny frantsay no olana, fa izany rehefa intelo c comme ça
na ny frantsay aza misy koa mi-utiliser ny anglais (miss france/b],timing,braimstorming,management..., sexy girl, et [b]eux sont pas complexé

i'm sorry the globalization has passed nearby

ah vous les petits malgaches, votre nombrilisme,chauvinisme,

zeny arô izy ngombavy sy ngondahy, ka zay le raha koahe jimmy, da tsy avotsy sanany e madagasikara kemba. DIA AFEROTANY KOA NY HEVITSA NY SASANY

seuls les poissons suivent le courant
7. Robert ( 07/12/2006 21:40)
Inona indray no tsy mazana ry Tezitra:

Tsy hita tsony izay tenenina....

Atao ny fifidiana aloha ny fotoana mimenimenina nareo, nefa mba ahafahana manala an-dra-8 aloha ny fotoana.

Izao izy nomeny vahoaka malagasy 5 taona indray.. Ny vahoaka letia no imenomemonana raha mafy laisany fa izy ireo no nifidy an-dra-8.

Io fitiavan-tena io iany no naharesy ny mpanohitra, naninona izao raha efa nintambatra hatr@ voalohany. Tonga de natao ny 1er sy ny 2ème tour, voahongana soamantsara ilay Ra-8 iny ohatra izany. Izao tonga de nataony 1er tour de vita..

Horakoraka ny any mpanohitra fa Ra-8 no tompo ny fanjakana...

8. fijo ( 07/12/2006 21:45)
ry tzitra ve mba demokraty sa vavakraty fotsiny?
9. xxx ( 07/12/2006 22:15)
tezitra:
ah vous les petits malgaches, votre nombrilisme,chauvinisme,
ahhhhh !! toi le grand français !!! tu nous casses les botttttttteeeeeeeessss !!


10. fijo ( 07/12/2006 22:31)
tsy frantsay ireny fa very t.Y e.ny frantsay mahay resy ihany raha politika.
11. sitlo ( 08/12/2006 00:03)
Tezitra> hitanao ihany dia efa mamarina ny tenanao?

"seuls les poissons suivent le courant"

manafangaro teny anglisy ny frantsay dia iny koa izy no nafangaro ny teny gasy amin'ny teny frantsay.:-D
12. sitlo ( 08/12/2006 00:06)
sady brainstorming koa fa tsy braimstormingizany :-D:-D

mahay be i tezitra:°)
13. xxx ( 08/12/2006 00:07)
ianao complexe amin'ny tenin-drazanao.

T etin-driaka.:wink:
14. kitjo ( 08/12/2006 03:22)

xxxx> grande francaise k..hihhhii.....vehivavy i tezitra fa misy ahitana anzay ny fomba firesany..

mampalahelo fa oh le vehivavy mpiady an-tsena reny firesany!

tezitra> ny ol mpetraka eny Ambolokandrina sy Ampasapito zany lazainao fa ol maty?

raha mahay oa manaova e!
15. ikaretsaka ( 08/12/2006 04:24)
ny ol mpetraka eny Ambolokandrina sy Ampasapito zany lazainao fa ol maty?



tssssssssssss aza manompa kosa ry tezitra an... tsy tiko zany an! zay zao any ambolokandrina de ahoana?
:evil:
16. Fiffi ( 08/12/2006 06:35)
hay tokoa moh vehivavy i tezitra !
Fa ny tsy azoko de hoe "hisy fanamboarana lalana" de aiza ny olana ? Tsy manamboatra ry zareo , be menomenona , be tsikero nareo !!! hanamboatra indray ry zareo ! de zao wa !wa ! wa ! tsy misy farany zao.......faut savoir ce qu'on veut dans la viera tezitra an !
17. BloodTitan ( 08/12/2006 07:20)
Fa ity serasera ty v natokana ho an vazaha sa gasy e???? Otran io teny frantsay io no mba isehoana ho mlay eto. Amiko ny tenindrazako no tiako indrindra, "ANDRIANIKO NY TENIKO, NY AN HAFA KOA FEHEZIKO" fa tsy oe "ANDRIANIKO NY TENY VAZAHA TSINOTSINIAVIKO NY TENINDRAZAKO". Za tsy eo ambany fifehezan frantsay zany an, mbola hita soritra eny am sasany eny iany ny fanjanahatany 50 taona lasa zay.

Za ranga mankasitra ny ataon ndra8 am fikarakarana ny lalana a, mino a fa mbola hanao zavatra tsara izy ra toa ka lany soamantsara eo, izahay anisany mampiasa ny lalana maromaro eto Mada ary tena faly mihintsy fa tsy simba ny fiara, zany v ry olombelona misaina isany de ratsy kle. Tsy zay mba mahavita kely alou de mba ifaliana fa hitady ny any ankibon-omby mbola tsy hay na hisy na tsia.
18. Fiffi ( 08/12/2006 07:48)
BloodTitan:
Za ranga mankasitra ny ataon ndra8 am fikarakarana ny lalana a, mino a fa mbola hanao zavatra tsara izy ra toa ka lany soamantsara eo, izahay anisany mampiasa ny lalana maromaro eto Mada ary tena faly mihintsy fa tsy simba ny fiara, zany v ry olombelona misaina isany de ratsy kle.
zah mba gaga ! zay ange no nolazaiko hoe fa maninona no tsikeraina foana ny zavatsoa vitany fa tsy mba jerena hoe ....vita soamantsara indray aloha iny de isaorana zany ary manantena fa mbola be no ho sisa .....


19. ranaivo10 ( 08/12/2006 09:27)
Izaho less ry tezitra dia nahita fianarana hambony ary ambony lavitra no ihalahy aza angamba satria mampianatra amin'ny université aty an-dafy aho.Izany tsy midika fa ny fanoratana teny frantsay no inona !!!Raha mbola voalazako amin'ny teny gasy izay tiako hambara dia mihezaka ny hilaza azy amin'ny teny gasy ihany aho!!Ny fahalalako azy dia karazan'irony olona tsy ambony tsy ambany irony ialahy ka ny kely mba hay no hasehoseho eny fa nadia amin'ny fotoana tsy tokony hampisehona azy aza!!!Ary raha misy hatao ialahy dia handehana mody any an-tanindrazana fa aza be vava aty an-tanin'olona aty!!!
20. Fiffi ( 08/12/2006 09:42)
ranaivo10: vavy io an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1578