hanamboatra lalana vaovao Ra8,de hihena ny vidinentana
21. sasa
(
08/12/2006 10:22)
otrany mampmé an'ahy ity tezitra ity an! za aloha tsy hiteny betsaka fa hoy aho e! ny ratsy ihany no miavona ary ny ireny bezesta miteny frantsay ireny no tena olona complexé, tena hitako mintsy izao fa angamba io tezitra io fa le sipa tsy d manao ahoana ireny akory fa ny zesta no bettsaka
22. xxx
(
08/12/2006 12:33)
tezitra:
tsy izaho miteny frantsay no olana, fa izany rehefa intelo c comme ça
ianao tsy ampahafirin'ny intello, fa dia mati-kambo fotsiny. Raha mahay ianao dia ampiasa mba hampivoatra ny malagasy, sy ny kolon-tsaina malagasy izany.
tezitra:
na ny frantsay aza misy koa mi-utiliser ny anglais
Fantaro fa ny adin'ny frantsay de efa vita, satria efa betsaka ny tany voazanany sy ny olona voazanany raha resaka kolon-tsaina. Zareo Frantsay dia mirehareha fa zareo ihany eto ambonin'ny tany no firenena manana teny ofisialy tokana. Isika moa dia lazainy fa miteny frantsay hono. Ny antony dia tiany hivelatra ny "francophonie". Ka tsy mba tokony hahatonga saina anao ve izany. fantaro fa ao Mayotte, ary ao Frantsa de betsaka gasy. Ka raha mahay isika, dia trokony hovelarina any ny kolontsaintsika
tezitra:
les petits malgaches, votre nombrilisme,chauvinisme
saches que la plupart des malgaches sont petits, pauvres. C'est toin ki n'es peut etre plus malgache.
Misaotra e!
Mampahatsiaro ahy an'le hoe "rajakom-bazaha" ianao.
23. vakiniadiana
(
08/12/2006 14:30)
Ary maninona moa i Tezitra raha mankaty manampy ny mpanohitra fa tsy any no mitabataba e ? dia mba maneho hevitra @ haino aman-jery, tsy MBS ihany anie ny aty fa misy hafa koa e :D
25. Fiffi
(
08/12/2006 15:04)
sasa: :-D:-D:-D tena zany mihintsy akia an ! mba vavy miseho heu.......
27. fijo
(
08/12/2006 21:22)
ka ny sariny aza tsy sahiny aseo eto ko.sady ny tezitra anie tsy misaina e,efa hain'ny rehetra izany.
28. xxx
(
08/12/2006 21:37)
sasa t@ 08-12-2006 11:22:06:
fa angamba io tezitra io fa le sipa tsy d manao ahoana ireny akory fa ny zesta
Fiffi t@ 08-12-2006 16:04:00:
tena zany mihintsy akia an ! mba vavy miseho heu.......
Angah tsy "pire" noho izany ozy nareo e! :) [size=20px]Lehilahy sarim-bavy io tezitra io[/size]. JIMMY no anarany. Koa raha mahafantatra olona atao hoe JIMMY nareo (ka io olona io dia anti-Ravalo be ). De izy no "tezitra". Ny porofoko moa dia ity : noho ny hatezerany dia voasorany tetsy ambony tetsy ny anarany :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :
tezitra t@ 07-12-2006 21:54:16:
...ka zay le raha koahe [size=20px]jimmy[/size]...
Izaho manokana moa dia mahalala olona atao hoe Jimmy ary de tena mitovy hevitra tsara amin'i tezitra io. Tsy hiteny betsaka ny momba azy aho fa izao : olona tsy mankaiza akory. :)
[size=20px]il n'y a ke le poisson tezitra ki ne savent plus garder son anonymat ![/size]
32. colar
(
09/12/2006 11:01)
pelaka v zany lery kty,hahahhhha,le fomba firesaka alo de tena tssssssss, itello b mintsy an,hihihihi
33. Lejim
(
09/12/2006 16:57)
Sao dia mba zah indray no eritreretin'i xxx sy ny namany ho tezitra eo. hmmm
35. Lejim
(
09/12/2006 22:16)
sitlo> lol, tsy tiako fotsiny ilay misy mi-jouer detectif dia avy eo zero performance. Olo-marina indray no samborina. :-D Otran'i sitlo ihany! :)
36. baroho
(
09/12/2006 23:42)
tezitra kosa rangah aza mba teneninareo foana! efa vaky ny fony fa hoe lany ra8 no mbola teneninareo pelaka ihany izy no mbola lazainareo fa jimmy ihany ny anarany
mamono tena eo io an! ireny sarim-bavy reny mora mamono tena fa tandremo
mamono tena eo io an! ireny sarim-bavy reny mora mamono tena fa tandremo
37. sitlo
(
10/12/2006 01:02)
Lejim:
sitlo> lol, tsy tiako fotsiny ilay misy mi-jouer detectif dia avy eo zero performance. Olo-marina indray no samborina. :-D Otran'i sitlo ihany! :)
iza ilay "mi-jouer detectif" fa tsy mazava?
nefa aza azavaina indray fa tsy dia misy ilavana azy.:wink:
38. xxx
(
10/12/2006 09:15)
Lejim:
Sao dia mba zah indray no eritreretin'i xxx sy ny namany ho tezitra eo. hmmm
tsy i lejim le izy 'kah! :D . Olona mipetraka any an-tanànantsika i "jimmy tezitra" fa tsy mba sahy mampiseho sary eto, na koa milaza izay tena anarany.
